Alatsinainy VI Paka
Ny Asan’ny Apôstôly dia mitantara ny fibebahan’i Lidia mpivaro-jaky tao Filipy. Ny andro Sabata moa ny Jody rehefa tsy misy Sinagôga dia mivory amin’ny toerana iray, saingy tsy maintsy misy lehilahy folo fara-fahakeliny. Tamin’ireo mpivavaka tafavory teo no nitorian’i Paoly…