Trinitera Malagasy
Alatsinainy faha-19 mandavantaona

Alatsinainy faha-19 mandavantaona

Njara Pascal
  • Ankasa Ezekiela 1, 2-5. 24-28d/Salamo 148
  • Tsy ankasa Deteronomy 10, 12-22 /Salamo 147
  • Md Matio 17, 22-26

[Ny andininy faha-21 amin’ity toko ity moa dia lazain’ny mpandalina fa tsy nisy tao amin’ny Evanjelin’i Md Matio fa ny mpandika soratra (copistes) no nampiditra azy, avy amin’ny fitantaran’i Md Marka. Ny Evanjely vakiana amin’ny Sorona Masina rahateo dia manomboka amin’ny andininy faha-22 mitantara ny fanambaran’i Jesoa (2°) ny hijaliany.]

Eo am-pitetezana an’i Galilea no hanambaran’i Jesoa fanindroany amin’ny mpianany ny hanolorana ny zanak’olona eo am-pelatanan’ny olombelona, hovonoina fa hatsangan-ko velona (ἐγερθήσεται, indicatif futur passif de ἐγείρω). Avy any Sezarean’i Filipo Izy sy ny Mpianatra (Mt 16, 13), fa nolazain’i Jesoa fa tsy maintsy hiakatra ho any Jerosalema ka hohampijalian’ny Loholona sy ny Lohandohan’ny Mpisorona (Mt 16, 21), taorian’ny fiovana terehy teny an-tendrombohitra avo (Mt 17, 1) dia mitety an’i Galilea, ny moron’ny farihin’i Genesareta izay niantsoany ny mpianany (Mt 4, 18), fa anirahany azy ireo koa ho Eglizy  hitory ny Evanjely (Mt 28, 16).

Eto dia voalaza fa atolotra ny Zanak’olona. Iza no manolotra Azy? I Jodasy ve? Ny lohandohan’ny mpisorona ve? Ny “passive divine” moa dia entina ilazana ny asan’Andriamanitra, ka ny Rainy izany no manolotra Azy antsika, ary Izy kosa no manolotra ny tenany ho fanehoana ny voninahitr’Izy Ray sy ny fitiavany ny olombelona. Izy manolotra ny tenany no hovonoin’ny olona, fa tsy matahotra ho faty kosa ny tsara, satria mino fa handresy mandrakariva ny hazavana. Izany no lalan’ny fitsanganan-ko velona.

Nony tafaverina tao Kafarnaoma moa izy ireo dia ny amin’ny adidy tokony ataon’ny kristianina indray no resahan’ny Evanjely: ny dragma roa (δίδραχμον didrachmon, karama roa andro) tokony haloha isan-taona ho avotr’aina ho an’izay feno roapolo taona, araka ny Boky Eksaody (Eks 30, 11-16), hanohanana ny fanompoana ao an-tempolin’Andriamanitra, araka ny Bokin’i Nehemia (Ne 10, 33). Tokony handoha hetra ve ny kristianina? Ny valinteny eto dia mazava: tsy ho avy amin’ny kristianina na oviana na oviana no hiavian’ny fanafintohinana.

Tsy sanatria ny fanekena izay drafitra apetraky ny mpitondra no hanafoana na hanesotra ny fahafahana amin’ny maha-zanaka. Ambaran’i Jesoa mazava fa “ny marina no maha-olon’afaka” (Jn 8, 32) ka tsy amin’ny tsy fanarahan-dalàna no heverina hanorenana fiaraha-monina tsaratsara kokoa. Ny hetra dia natao hampandehanan-draharaha, ka ny mety ho fanodikodinam-bola ataon’izay mitantana azy dia tsy tokony ho antony hanapahan-kevitra tsy hanao adidy. Mbola tolona hafa kosa no atao ho amin’ny fampanjakana ny fahamarinana.

I Piera nandeha hisedra indray ny ranomasina mba hanjono no hahazo trondro iray, misy vola tokana (στατήρ stater), handoavany ny hetra ho azy sy ho an’i Jesoa. Natao hanafaka sy hahasambatra ny lalàna rehetra ka izay mety hapetraky ny lamina hampandehanan-draharaha dia tokony hohajaina. Tsy sanatria ny mpianatr’i Kristy no hivelona amin’ny hosoka sy ny risoriso.

Toriteny

Post navigation

NEXT
Talata faha-19 mandavantaona
PREVIOUS
06 aogositra : Fankalazana ny niovan’ny Tompo tarehy
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alahady faha-5 mandavan-taona Taona A
  • Sabotsy faha-efatra mandavan-taona  
  • Zoma faha-efatra mandavan-taona
  • Alakamisy faha-efatra mandavan-taona
  • 2 fevrier:
    ny nanolorana ny Tompo 

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    février 2023
    D L M M J V S
     1234
    567891011
    12131415161718
    19202122232425
    262728  
    « Jan    

    Archives

    Articles récents

    • Alahady faha-5 mandavan-taona Taona A 4 février 2023
    © 2023   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.