Trinitera Malagasy
Alatsinainy faha-24 mandavan-taona

Alatsinainy faha-24 mandavan-taona

Njara Pascal
  • Ankasa 1 Kôrintiana 11, 17-33 /Salamo 39/
  • Tsy ankasa 1 Timôte 2, 1-8/Salamo 27
  • Md Lioka 7, 1-10

Amin’ny toko faha-5 sy faha-6 i Lioka dia milaza fa ny finoana an’i Jesoa, ny fandraisana ny Teniny no hahazoana ny famonjena. Ny ho mpamindra fo tahaka ny Ray any an-danitra no nolazain’i Jesoa fa lalana mitondra amin’izany fahasambarana izany. Inona anefa no atao hoe finoana, satria io finoana io no nolovain’Israely tamin’i Abrahama.

Mba hampianarana fa “ny finoana dia ny fiekena ny herin’ny Teny lazain’i Jesoa” dia tantarain’i Lioka amintsika ity kapiteny nanana zazalahy noraisiny ho toy ny zanaka izay efa narary mafy ary efa ho faty. Samihafa ny fitantaran’i Matio (Mt 8, 5-10) sy Joany (Jo 4, 46-54). Tsy ilay kapiteny no niangavy an’i Jesoa fa ny loholon’ny Jody aloha no nalefany mba hivavaka mba ho avy hanasitrana ilay ankizilahy i Jesoa ary rehefa mby akaikin’ny trano misy azy dia mbola naniraka sasantsasany tamin’ny sakaizany izy mba hiresaka amin’i Jesoa.

Azo tsoahina avy amin’ny fitantaran’i Lioka ny fomba fijery vaovao manoloana an’ireo izay mety tsy mitovy hevitra na fomba amam-panao amintsika, ireo izay tsy afaka ampidirina an-trano akory aza satria fadin-drazana, tahaka ny hafa firenena (païens) ho an’ny Jody. Na dia hafa firenena aza ilay Kapiteny dia ambaran’i Lioka fa nanao soa, nanaja ny fiaraha-monina sy ny fivavahana (nanorina ny sinagoga) ary tia fatratra ilay mpanompo noraisiny ho toy ny zanaka.

Ambaran’i Lioka koa anefa fa tsy nihaona akory tamin’i Jesoa izy, tahaka antsika izay tsy nahita an’ilay Jesoan’ny tantara, fa nino Azy noho ny fitantaran’ny hafa. Teny nolazain’i Jesoa any ivelan’ny tokan-tranony no nahasitrana ny ankizilahiny. Tsy ilaina araka izany ny mikasika ara-nofo an’i Jesoa mba hahazoana ny famonjena.

Tsy azo afangaro amin’ny fandraisana sakramenta anefa izany. Ilaina ny mpanelanelana indraindray, saingy tsy azo adinoina fa ny “fikasihana”, ny fihetsika asehontsika amin’ny fankalazana ny sakramenta izay inoantsika fa fihaonana amin’i Jesoa dia sady fandraisana azy no fanehoantsika koa ny anjarantsika manaiky hiaina araka ny ambaran’ny sakramenta ankalazaina.

Isan’andro dia averintsika alohan’ny Komonio io tenin’ilay Kapiteny io, ny azy moa ny sakaizany no nasainy nilaza izany tamin’i Jesoa, isika kosa milaza izany mivantana, mba hanamafisantsika ny finoana fa afaka manova ny fiainantsika ny Teniny, ka na ny any am-pasana aza, mandre izany dia ho velona.

Mampalahelo anefa fa matoky kokoa ny herintsika sy ny fahaiza-manaon’olombelona isika matetika. Hitombo ao amintsika anie ny finoana hanaiky hiasan’ny Teniny mba hahatonga nofo azy koa ao amintsika.

Partager :

  • Facebook
  • X

Toriteny

Post navigation

NEXT
Talata faha-24 mandavan-taona
PREVIOUS
Sabotsy faha-23 mandavan-taona
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka
  • Talata II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia III Paka 6 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.