KRISTY MPANJAKAN’IZAO TONTOLO IZAOTaona A Ezekiela 34,11-12.15-17 Salamo 22 1 Kôrintianina 15,20-26a.28 Md Matio 25,31-46 Ny hampanjaka an’i Kristy no maha-kristianina antsika Ny fandalinana izany rehetra izany no mahatonga saina antsika isan’andro handinika hoe : fa inona marina moa ity “Fanjakan’Andriamanitra” irintsika…