2 janoary : Md Basile le Grand sy Md Grégoire de Nazianze.
I Jesoa no Kristy. Izay no finoan’ny Apôstôly nahatonga azy ireo hanara-dia Azy. I Kristy, izany hoe ny Mesia, ilay afaka manavotra amin’ny fangejana mahazo. Niandry ny Mesia hanavotra azy i Israely, saingy noheveriny fa mesia hanavotra tamin’ireo mpanjana-tany nifandimby…