Sabotsy I Karemy
“Tiavo ny fahavalonareo”. Ny Levitika (Lv 19, 18) dia mandrisika mba hitia ny namana, saingy noho ny fahasarotam-piaro nahazo an’Israely (Alarobia I Karemy) dia tonga hatramin’ny fankahalana izay mety tsy mitovy fisainana aminy ilay “vahoaka voafidy”: hiady amin’ny anaran’YHWH (Det…