Alahady faha-30 mandavantaona Taona A
Boky Eksaody 22, 21-27 Sal 17 1 Tesalonika 1, 5-10 Md Matio 22, 34-40 Tia an’Andriamanitra sy ny namana no maha-kristianina antsika. Ho an’iza no hanomezantsika ny tenantsika? Ho amin’ny inona no himatimatesantsika? Ho an’ilay “nanala antsika tamin’ny haizina ho amin’ny Fanjakan’ny Zanany Malalany” ve (Kol 1, 13) sa ho an’izay zava-mandalo tsy hanaraka…