Alahady faha-27 Taona A Mandavantaona
Izaia 5, 1-7 Salamo 79 Filipiana 4, 6-9 Md Matio 21, 33-43 Tsy voatokana ho an’ny olomboatsongo ny Fanjakan’ny lanitra! Tanim-boalobok’Andriamanitra isika “Avy amin’Andriamanitra sa avy amin’ny olona ny fahefan’i Jesoa?” hoy ny fanontanian’ny Jody. “Avy amin’Andriamanitra sa avy amin’ny olona ny Batemin’i Joany?” hoy ny navalin’i Jesoa (Mt 21, 23-27). Ary satria ny…