Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

14 septambra : Ny nanandratana ny Hazofijaliana

Njara Pascal

Ny Lakroà Masina no famantarana hiheverantsika kristianina hiavahana amin’ny hafa, ny famantaran’ny Hazofijaliana no entintsika maneho ny fiekem-pinoana (mamintina ny Mistery roa fototry ny finoana kristianina) fa Trinite Masina Andriamanitra ary ny Teny tonga nofo dia maty fa nitsangan-ko velona…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Alahady faha-24 Taona A Mandavan-taona

Alahady faha-24 Taona A Mandavan-taona

Njara Pascal

Siràka 27,30–28,7 Salamo 102 Rômanina 14,7-9 Md Matio 18,21-35  Izay tia tsy sasatra ny mamela heloka. Mendrika ankahalaina ny lolompo amam-pahatezerana, hoy ny Bokin’i Siraka, satria izany no hahazoana ny fahasitranana avy amin’Andriamanitra. Tsy afaka ny higoka ny fahasambaran’ny famelan-keloka…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
ALAHADY FAHA-23 MANDAVAN-TAONA TAONA A

ALAHADY FAHA-23 MANDAVAN-TAONA TAONA A

Njara Pascal

Ny Kristianina tsy mifampijery arina an-tava « Miovà amin’ny fanavaozan’ny Fanahy, mba hahafantaranareo ny sitrapon’Andriamanitra« , hoy i Md Paoly (Vakiteny II Alahady faha-22 A Rm 12, 1-2), ary fantatsika ny sitrapon’Andriamanitra araka ny didiny: « aoka ho masina (lavorary), tahaka ny Rainareo…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
ALAHADY FAHA-22 MANDAVAN-TAONA TAONA A

ALAHADY FAHA-22 MANDAVAN-TAONA TAONA A

Njara Pascal

Ny Fahasambarana no tambin’ny fijaliana.Tsy azo ihodivirana ny fijaliana mba hizorana ho any amin’ny hafenoan’ny hasambarana. Tamin’ny alahady faha-13A dia efa nifampizarantsika ny fampianaran’i Jesoa ho an’izay te ho mpianany : « Izay tsy mitondra ny hazofijaliany ka tsy manaraka Ahy,…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Alahady faha-21 Taona A Mandavan-taona

Alahady faha-21 Taona A Mandavan-taona

Njara Pascal

I Kristy no iorenan’ny fiainantsika sy ny Fahefan’ny Eglizy Tany Sezarea an’i Filipo, zanak’i Eroda, eo amin’ny toerana ipoiran’ny iray amin’ireo loharano mitambatra ho Ony Jordany, noheverin’ny olona tamin’izany fa fonenan’ny andriamanitra Pan sy Nymphe, izay ninoan’ny olona fa nameno…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Alahady faha-20 Taona A mandavan-taona

Alahady faha-20 Taona A mandavan-taona

Njara Pascal

Ny olombelona rehetra no kendren’Andriamanitrahiditra ao amin’ny Fanjakany. Tsy izany anefa no toe-tsaina manentana ny olon-drehetra, eny fa na dia ireo izay mihevitra ny hanara-dia akaiky an’i Jesoa toa an’ireo Apôstôly aza. Mety haniry ny famonjena ihany, fa mba ho…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Alahady faha-19 mandavan-taona Taona A

Alahady faha-19 mandavan-taona Taona A

Njara Pascal

Mampatoky ny manatona an’i Jesoa Mpamonjy. Ny fahoriana mianjady amin’ny tena na izay mety ho kinasa tsy tanteraka, eny fa na dia ny fotoana heverina hatokana ho amin’ny fihatahana any an-taniefitra mba hivavahana aza (tahaka ny an’i Jesoa), dia tsy…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
Alahady faha-18 mandavan-taona Taona A 

Alahady faha-18 mandavan-taona Taona A 

Njara Pascal

Raiamandreny Andriamanitra fa mamelona ara-nofo sy ara-panahy. Andriamanitra Rainay ô, Mpamelona anay Ianao sy Mpamonjy anay, ary nasehon’i Kristy Zanakao izany fitsimbinanao anay amim-pitiavana izany tamin’izy nitsodrano ny mofo nampitomboinao ka nozaraina mba hisakafoan’ny vahoaka tany an’efitra. Koa izahay mpanara-dia…

Read More Read More

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
ALAHADY FAHA 17 MANDAVAN-TAONA – Taona A

ALAHADY FAHA 17 MANDAVAN-TAONA – Taona A

Njara Pascal

Mety ny mahafoy izay tsara hahazoana ny tsara kokoa. « Avelao hiara-haniry izy roroa ambaram-piavin’ny fijinjana » (Alahady faha 16 A : Mt 13,24-43) satria « ny voany no hahalalana ny hazo » (Mt 12,33). Izany fampianaran’i Kristy izany dia manampy antsika hahazo ny tsiambaratelon’ny…

Posts navigation

OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • 14 septambra : Ny nanandratana ny Hazofijaliana
  • Alahady faha-24 Taona A Mandavan-taona
  • ALAHADY FAHA-23 MANDAVAN-TAONA TAONA A
  • ALAHADY FAHA-22 MANDAVAN-TAONA TAONA A
  • Alahady faha-21 Taona A Mandavan-taona

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    septembre 2026
    D L M M J V S
     12345
    6789101112
    13141516171819
    20212223242526
    27282930  
    « Août    

    Archives

    Articles récents

    • 14 septambra : Ny nanandratana ny Hazofijaliana 12 septembre 2026
    © 2026   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.