Trinitera Malagasy
Talata faha-25 mandavan-taona

Talata faha-25 mandavan-taona

Njara Pascal
  • Ankasa Ohabolana 21, 1-13 /Salamo 118
  • Tsy ankasa Esdrasa 6, 7-20/Salamo 121
  • Md Lioka 8, 19-21

Ao alatrano ny reninao sy ny rahalahinao te-hihaona aminao.

Ambaran’i Lioka fa nampianatra ny vahoaka be i Jesoa (Lk 8, 4), ankoatr’ireo izay nanapa-kevitra fa hanaraka Azy, nihaino ny fampianarany, nositraniny ka afaka manompo azy (and. 1-3).  Ka inona ary no mahatonga azy hilaza indray fa “ao alatrano”, any ivelany (ἔξω exo) mitady Azy ny reniny sy ny rahalahiny? Eo anelanelan’izy ireo dia misy ny vahoaka manasaraka, ireo vahoaka mihaino an’i Jesoa. Raha tian’ireo “reny sy rahalahy” araka izany ny ho tonga mpianatra dia tsy maintsy manatona Azy, tsy maintsy “miditra” mba hihaino ny teniny. Tsy hoe tsy nihaino ny tenin’i Jesoa i Maria sy ireo rahalahiny fa entiny hilazana amintsika fa ny maha-katolika, ny maha-vita batemy sy ny mahavita raha jiaby dia tsy ampy hanomana ny foto-pisainana hifanaraka amin’ny maha-mpianatra raha tsy mihaino an’i Jesoa sy mandalina ny fampianarany. Ireo mandray ny Teniny ihany no afaka mampamokatra azy tahaka ny tany lonaka, ary izany fihainoana izany no mahatonga antsika reny sy iray tampo amin’i Jesoa, mahatonga antsika ho fianakaviana miombona aina Aminy.

I Marka moa nampianatra ny Katekomenà ka mazava loatra fa na dia ireo mihevitra ho mahalala an’i Jesoa, ireo havany sy rahalahiny ary reniny aza dia tsy maintsy miala amin’izay mahazatra mety tsy hifanaraka amin’ny fampianarana nohavaozin’i Jesoa. Ho an’i Lioka kosa dia tsy mifanohitra (tahaka ny ao amin’i Mk 3, 2ss sy Jo 7, 5) ny fianakaviana ara-nofo sy ny fianakaviana ara-panahy, ary i Maria Renin’i Jesoa ho azy no ilay fatra-pihaino ary sambatra fa nino izay voalaza (Lk 1, 45) ary atorony mba ho modelin’izay te hanaraka an’i Jesoa, amin’ny lalan’ny fanetren-tena mba ho any amin’ny voninahitry ny Paka.

Tsy ny fihinanana na ny fisotroana miaraka na eo anatrehan’ Jesoa tsy akory no inona (Lk 13, 26), tsy hampitombo ny fahasambarantsika na oviana na oviana ny fanaovana komonio sy ny famonjena lamesa raha tsy manampy antsika hihaino sy handalina ny teniny ka hanekentsika hovain’ny Evanjely ho tany mahavokatra finoana sy fanantenana ary fitiavana. Ho an’i Md Lioka dia tsy afa-misaraka ny fihainoana sy ny fankatoavana (ποιέω poieo, manao) ny Teny. Ny fihainoana no loharanon’ny asa ataon’ny Fiangonana, ny anjara tsara nosafidian’i Maria. Zava-doza ny manao zavatra tsy miainga avy amin’ny fihainoana ny Tenin’Andriamanitra satria mety ho izay hambom-pon’olombelona no himasoana hotanterahina fa tsy ny sitrapon’Andriamanitra. Firifiry ny “projets pastoraux”, vina pastoraly tsy mifanaraka intsony na tsy mifototra akory amin’ny Evanjely ka mivaona amin’ny tsy izy, mikendry tombontsoa hafa mihitsy aza, ka indraindray terena ny olona hanaraka izany. Ny hampianatra ny olona hikatsaka mandrakariva ny sitrapon’Andriamanitra no andraikitra omena ireo izay tolorana fahefana ao amin’ny Eglizy, izany no famahanana ny ondry.

Hahay hitahiry ny Teny ao am-pontsika anie isika ka hanao “eny” hatrany, tahaka an’i Masina Maria, ka hahatonga nofo an’i Kristy eo amin’ny fiainantsika sy ny fiaraha-monina misy antsika.

Partager :

  • Facebook
  • X

Toriteny

Post navigation

NEXT
Alarobia faha-25 mandavan-taona
PREVIOUS
Alatsinainy faha-25 mandavan-taona
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka
  • Talata II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia III Paka 6 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.