Talata IV Karemy
Vakiteny I : Ezekiela 47:1-9,12, Salamo 46:2-3,5-6,8-9, Evanjely : Md Joany 5:1-16, Nentinin’ny Anjely teo amin’ny Varavaran’ny Tranon’ny Tompo aho. Io tranon’ny Tompo io moa dia voahodidina tamboho, satria voatokana (Ez 40, 2), mba hampiavaka ny masina sy ny tsy masina (Ez 42, 20). Avy amin’io Tempoly io no nisy loharano nivoaka avy amin’ny lafiny atsinanana,…