ALAHADY FAHA 7 MANDAVAN-TAONA – taona D
Soavy ireo tsy tia antsika. Mampiditra antsika tsikelikely amin’ny lalam-pahasambarana ny Litorjian’ny Eglizy. Henontsika amin’ny vakiteny I ny tantaran’i Saola sy Davida. I Saola moa ilay Mpanjaka voalohany teo amin’i Israely, nangatahin’ny vahoaka mba hitovizana amin’ny firenena hafa manodidina, nohosoran’i…