Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Zoma fahenina mandavan-taona

Zoma fahenina mandavan-taona

Njara Pascal

Raha misy te hanaraka ahy dia aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazofijaliany ka hanaraka ahy. Ny vahoaka mbamin’ny mpianany no nilazan’i Jesoa izany, eny an-dalana mankany Sezarean’i Filipo. Vahoaka iza moa izany? Tao amin’ny andininy 27 dia…

Read More Read More

Alakamisy fahenina mandavan-taona

Alakamisy fahenina mandavan-taona

Njara Pascal

Ao amin’ny Evanjelin’i Marka dia tsy sasatra ny mifindra toerana i Jesoa ary arahin’ireo mpianatra izay miezaka ny hahazo ny zava-miafina tsy maintsy hodradradradraina kosa any aoriana any (Mt 10,27). Eo am-pisasahan’ny fitantarany dia miakatra any amin’ny tanànan’i Sezarean’i Filipo…

Read More Read More

Alarobia fahenina mandavan-taona

Alarobia fahenina mandavan-taona

Njara Pascal

Niverina tany amin’ny tanin’ny Mpanjono (Betsaïda) indray i Jesoa sy ny Mpianany. Araka an’i Lioka (Lk 9,10) dia tao no nizaran’i Jesoa ny Mofo ho an’ny olona dimy arivo, ho an’i Marka kosa, tany no nanirahan’i Jesoa ny Mpianatra nandritra…

Read More Read More

Talata fahenina mandavan-taona

Talata fahenina mandavan-taona

Njara Pascal

Nanadino nitondra mofo ny Mpianatra ary tsy nisy afa-tsy Mofo iray monja teo an-tsambokely. Tsy nisy afa-tsy i Jesoa irery sisa no teo (Mk 9,8). Dia nampitandrina azy ireo i Jesoa mba tsy ho azon’ny lalivain’ny Farisianina sy Herôda izy…

Read More Read More

Alatsinainy fahenina mandavan-taona

Alatsinainy fahenina mandavan-taona

Njara Pascal

Dia nanatona an’i Jesoa ny Farisianina. Mampametra-panontaniana hoe avy aiza no nipoiran’izy ireo, satria any Dalmanotà i Jesoa no niondrana niaraka tamin’ny Mpianany (raha adika ara-bakiteny Δαλμανουθά dia mety hanome hoe: tany mosarena). Tian’i Marka holazaina amintsika fa ao amintsika…

Read More Read More

Sabotsy fahadimy mandavan-taona

Sabotsy fahadimy mandavan-taona

Njara Pascal

Samy manana ny fiezahany hanome ny heviny momba ity “fampitomboana” mofo faharoa ity moa ny mpandalina Baiboly. Ao amin’ny toko faha-enina dia olona dimy arivo no vokin’ny mofo dimy tany an-tany efitra ary nanana amby 12 sobika. Eto amin’ny fanombohan’ny…

Read More Read More

ALAHADY 6 MANDAVANTAONA TAONA D

ALAHADY 6 MANDAVANTAONA TAONA D

Njara Pascal

Andriamanitra no tena mahasambatra fa tsy ny haren’ny tany. Voaantso ho Mpaminany, hanarato ny olona ho amin’ny fiainana isika. Asa fanirahana mandrafitra ny Eglizy rahateo moa izany, araka ny ampatsiahivin’ny Konsily Vatikana II antsika fa “ny fitoriana ny Vaovao Mahafalin’i…

Read More Read More

Zoma fahadimy mandavan-taona

Zoma fahadimy mandavan-taona

Njara Pascal

Tamin’ny fitantarana ny martirin’i Joany Batista, (tamin’ny Zoma IV: Mk 6,14-29) dia asian’i Md Marka tsindrim-peo ny lazan’i Jesoa, araka ny valin-teny nomeny ny mpianatr’i Joany: mahiratra ny jamba, sitrana ny mandringa, toriana amin’ny malahelo ny Evanjely (Mt 11,5). Faminanian’i…

Read More Read More

Alakamisy fahadimy mandavan-taona

Alakamisy fahadimy mandavan-taona

Njara Pascal

Dia tonga tamin’ny tanin’i Tira sy Sidôna i Jesoa, tanin’ny tsy mpino araka ny toe-tsaina Jody tamin’izany, ary indro niankohoka teo amin’ny tongony ity ramatoa iray grika (Jentily ho an’ny Jody). Naheno ny momba an’i Jesoa izy ka nino ary…

Read More Read More

Alarobia fahadimy mandavan-taona

Alarobia fahadimy mandavan-taona

Njara Pascal

Tsy ny fitandremana ny lalàna aty ivelany no hitsarana hoe mampadio na tsia ny zavatra iray fa noho izy manampy ny olona hivoatra na tsia. Tsy misy sakafo maloto ka tokony hofadiana raha tsy mifanohitra amin’ny fahasalaman’ny olona. Nanahirana ny…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy III ny Paka
  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy III ny Paka 9 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.