ALAHADY SAMPANKAZO TAONA A
Ny Famakiana ny Bokin’i Izaia Mpaminany anio sy amin’ireto andro manaraka ireto dia manampy antsika hahazo ny maha Mpanompon’i YHWH an’i Jesoa, ilay sitraky ny fony. Ambaran’ny vakiteny voalohany anio fa fanomezan’Andriamanitra ho antsika ny fahaizana mihaino ny Teniny. Izy…