Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

4 janoary

4 janoary

Njara Pascal

Araka ny fitantaran’i Joany dia tsy any amin’ny sisin’ny Ranomasin’i Galilea fa eny amoron’ny onin’i Jordany no nifanenan’ireo mpianatra voalohany tamin’ilay Mpampianatra. Tsy vao voalohany no nilazan’i Joany Batista fa i Jesoa no ilay Zanak’Ondrin’Andriamanitra izay manala ny fahotan’izao tontolo…

Read More Read More

EPIFANIA

EPIFANIA

Njara Pascal

Hafaliana ho antsika ny mankalaza ny fahatratrarana ny taona vaovao, hahatsiarovana fa i Kristy teraka ho antsika ankalazaintsika amin’ny Noely no ivon’ny Tantara, amin’ny fanononana ny  isan’ny taona. Ho taom-pahombiazana ho antsika rehetra anie izany. Misy heviny manokana izany amin’ny…

Read More Read More

3 janoary :Ny Anarana Masin’i Jesoa

3 janoary :Ny Anarana Masin’i Jesoa

Njara Pascal

(Lamesa Sorona andavanandro p. 2007) « Amin’ny anaran’i Jesoa dia aoka hilefitra ny lohalika rehetra any an-danitra, ety an-tany sy any ambany; ary aoka hiaiky ny lela rehetra fa i Jesoa Kristy dia Tompo ho voninahitr’Andriamanitra Ray » (Fil 2,10-11). Amin’ny Litorjia,…

Read More Read More

2 janoary : Md Basile le Grand sy Md Grégoire de Nazianze.

2 janoary : Md Basile le Grand sy Md Grégoire de Nazianze.

Njara Pascal

I Jesoa no Kristy. Izay no finoan’ny Apôstôly nahatonga azy ireo hanara-dia Azy. I Kristy, izany hoe ny Mesia, ilay afaka manavotra amin’ny fangejana mahazo. Niandry ny Mesia hanavotra azy i Israely, saingy noheveriny fa mesia hanavotra tamin’ireo mpanjana-tany nifandimby…

Read More Read More

1 janoary: Masina Maria Renin’Andriamanitra

1 janoary: Masina Maria Renin’Andriamanitra

Njara Pascal

Amin’ny fankalazana ny taona vaovao, talohan’ny Kônsily dia nankalazaina ny famorana ilay zanak’i Maria sy ny fanomezana ny anarana hoe Jesoa. Anarana izay ankalazaina ny 3 janoary ankehitriny, ary henontsika ao amin’ny evanjely ankalazaina anio, araka ny fitantaran’i Md Lioka….

Read More Read More

31 desambra

31 desambra

Njara Pascal

Mifarana ny taona fa mitohy ny fiainana. Ary izay no hafatrafaran’ny vavaky ny Fiangonana amin’ny lamesa anio. Ny fahaterahan’i Jesoa, ny Noely ankalazaintsika, izany hoe ny Misterin’ny Teny Tonga nofo, izay lazain’i Joany ao amin’ny Evanjely, no nataon’Andriamanitra ho fototra…

Read More Read More

30 desambra

30 desambra

Njara Pascal

40 andro aorian’ny fahaterahana araka ny lalànan’i Moizy (Lev 12,1-8) dia mila miakatra any an-tempoly ny renin-jaza mba hidio, ary araka ny Boky Eksaody kosa, indrindra ny Eks 34,20 dia mila havotana ny lahimatoa rehetra amin’ny zanaka. (Mbola ankalazaintsika manokana…

Read More Read More

FIANAKAVIANA MASINA TAONA D

FIANAKAVIANA MASINA TAONA D

Njara Pascal

Miantso antsika mba ho iray tampò aminy ny zanak’Andriamanitra. Manantitra ny fiarahabana antsika rehetra amin’ny fahatratrarana ny Noely. Nampahatsiahivin’ny Papa amin’ny Hafatra ho an’ny Andron’ny fiadanana amin’ny taom-baovao moa izany manao hoe : 2. Mankalaza jobily ny Eglizy Katolika amin’ity…

Read More Read More

28 desambra: Ireo Zaza tsy manan-tsiny Martiry

28 desambra: Ireo Zaza tsy manan-tsiny Martiry

Njara Pascal

Inona ny antony hikonfesena ny fahotana? Mba tsy hamitahan-tena hihevitra ho marina ka hanadino fa mila mandrakariva ny fahasoavan’Andriamanitra sy ny famindram-pony. Tsy hanohizana hanotana anefa izany fa mba hahafahana mizotra amin’ny fahazavan’Andriamanitra, ka hiezahana isan’andro isan’andro hampifanaraka ny fiainantsika…

Read More Read More

27 desambra: Md Joany (Yohānān)

27 desambra: Md Joany (Yohānān)

Njara Pascal

Ankalazain’ny Fiangonana anio i Md Joany, Apôstôly Evanjelista, izay heverina fa ilay “Mpianatra Malalan’i Jesoa”, na dia tsy izay loatra aza no fihevitry ny mpandinika sasany ny Soratra Masina an’ilay mpianatra tsy manana anarana, mba hilazana fa izay te hanaraka…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy III ny Paka
  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy III ny Paka 9 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.