Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alarobia voalohany mandavan-taona

Alarobia voalohany mandavan-taona

Njara Pascal

Toerana natao hiombonana sy hiderana an’Andriamanitra ny Sinagôga, ny Fiangonana. Indraindray anefa na ny Tenin’Andriamanitra aza, tsy manan-kery intsony hitondra fahafahana sy fiainam-baovao ho an’izay mihaino azy. Tsy hoe lefy ny heriny, fa ny fahavononana handray azy sy hanaiky hovàny…

Read More Read More

Talata voalohany mandavan-taona

Talata voalohany mandavan-taona

Njara Pascal

Rehefa avy niantso ny mpianatra ho tonga mpanarato olona i Jesoa dia azo lazaina hoe tonga niorim-ponenana tao Kafarnaôma mihitsy (Mt 9,1), ny tranon’i Piera no zary ambohi-pihaonana. Izay te ho mpianany koa dia tsy maintsy mandray Azy ao an-tranony,…

Read More Read More

Alatsinainy voalohany mandavan-taona

Alatsinainy voalohany mandavan-taona

Njara Pascal

Manomboka ny herinandro tsotra mandavan-taona isika ka afaka mamaky mitohy isan’andro ny Evanjely. Md Marka no anombohan’ny Litorjia izany. Rehefa natao an-tranomaizina i Joany dia nankany Galilea i Jesoa hitory ny Evanjelin’ny fanjakan’Andriamanitra. Raha jerena avy ety ivelany dia hoe…

Read More Read More

Sabotsy manaraka ny Epifania

Sabotsy manaraka ny Epifania

Njara Pascal

Nifanditra tamin’ny Jody ny amin’ny fanadiovana (fidiovana) ny mpianatr’i Joany. Ny fidiovana (miqvēh, teny hebrio) moa dia fomban’izy ireo tsy ho fanadiovana ny vatana ihany fa ho fanajana ny fiaraha-monina sady handraisana ny fahasoavana avy amin’Andriamanitra mba handio ka hahafahana…

Read More Read More

Batemin’ny Tompo – TAONA D

Batemin’ny Tompo – TAONA D

Njara Pascal

I Jesoa natao batemy, tandindon’ny Batemintsika Eo am-pamaranana ny fankalazana ny Noely, ka hanombohana indray ny herinandro mandavan-taona, dia mampahatsiahy ny hasin’ny batemy noraisintsika mba hiombonantsika aina amin’i Kristy ny Eglizy. Sady manamafy ny fankalazana ny Epifania moa izany no…

Read More Read More

Zoma manaraka ny Epifania

Zoma manaraka ny Epifania

Njara Pascal

Ny fanambaran’Andriamanitra dia milaza fa nomeny ny fiainana mandrakizay isika ary ao amin’ny Zanaka ihany izany fiainana izany, ka izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana. Ary ny Zanaka dia efa nanome antsika ny fiainana tamin’ny nanolorany manontolo ny…

Read More Read More

Alakamisy manaraka ny Epifania

Alakamisy manaraka ny Epifania

Njara Pascal

Lalina ny voalazan’i Md Joany ao amin’ny vakiteny voalohany: tsy afaka misaraka ny fitiavana an’Andriamanitra sy ny namana; izay tia an’Andriamanitra dia tsy afaka ny tsy ho tia ny rahalahy, ary ny marika hahafantarana fa tia ny rahalahy isika dia…

Read More Read More

Alarobia manaraka ny Epifania

Alarobia manaraka ny Epifania

Njara Pascal

Tsy mbola lavorary ny fitiavan’izay matahotra, ary tsy matahotra izay miaina manahaka an’Andriamanitra amin’ity fiainana ity. Milaza sazy ny tahotra, hoy i Md Joany, ka izay mivavaka satria matahotra ny afobe, manao soa sao very ny fanahiny, mipetraka tsara sao…

Read More Read More

Talata manaraka ny Epifania

Talata manaraka ny Epifania

Njara Pascal

Tia antsika Andriamanitra ka naniraka ny zanany ho sorom-panavotana ho antsika. Izy no tia antsika mialoha mba hahafahantsika mitia toy ny nitiavany antsika. Ny Zanany no Mpisolovava (paraklètos) izany hoe ilay olona tsongoin’olom-bolo, henoin-teny ary miantoka fa tsy hohelohina isika…

Read More Read More

Alatsinainy manaraka ny Epifania

Alatsinainy manaraka ny Epifania

Njara Pascal

Ry havana, aza mino ny fanahy rehetra fa zahao toetra ny fanahy raha avy amin’Andriamanitra na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka no efa miely amin’izao tontolo izao. Izay miaiky fa tonga nofo i Jesoa Tompo dia avy amin’Andriamanitra (Vakiteny…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy III ny Paka
  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy III ny Paka 9 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.