Trinitera Malagasy
Sabotsy manaraka ny Epifania

Sabotsy manaraka ny Epifania

Njara Pascal
  • 1 Joany 5,14-21
  • Salamo 149
  •  Joany 3,22-30

Nifanditra tamin’ny Jody ny amin’ny fanadiovana (fidiovana) ny mpianatr’i Joany. Ny fidiovana (miqvēh, teny hebrio) moa dia fomban’izy ireo tsy ho fanadiovana ny vatana ihany fa ho fanajana ny fiaraha-monina sady handraisana ny fahasoavana avy amin’Andriamanitra mba handio ka hahafahana miara-monina amin’ny hafa. Ny Batemin’i Joany anefa, na dia miainga avy amin’izay fomba amam-panao Jody izay aza dia efa nandingana zana-tohatra hafa: hanamarihan’ny olona ny fahavononana handray ny fampianarany.

Izay manaiky hatao batemy araka izany dia manaiky hiditra ho mpikambana ao amin’ny fianakaviana vaovao izay nosafidìny, satria fidiovana mba hahafahana miara-monina ny hevitra voalohany fonosin’ny batemy. Izay manaiky ataon’i Jesoa batemy izany dia manaiky handray ny fampianarany ary hiditra ho fianakaviana iray miaraka amin’ny mpianany. Lazain’i Md Joany anefa aoriana kely fa tsy i Jesoa loatra no manao batemy fa ny mpianany (Jo 4,2).

Tsy fiombonana fe fiombonana loatra anefa izany fa fanambadiana: fihaonan’ny ampakarina sy ny mpampakatra (foto-kevitry ny alahady faharoa mandavan-taona, zaraina amin’ny taona telo). Izay manaiky hataon’i Jesoa (na ataon’ny mpianany) batemy araka izany dia manaiky hiombona amin’ny Eglizy, vady malalan’Izy Tompo, tiany sy namoizany ny ainy, fa sitrany koa hiteraka zanak’Andriamanitra, miaina araka ny fahazavany, mitandrina mba tsy hanompo sampy fa hitombo fahalalana an’Andriamanitra marina.

Tsy afaka hanaraka ny fon-tsampiny vetaveta (Ez 11,21) izay mahalala an’Andriamanitra, ary Izy Andriamanitra ihany no hamafy rano (baptizô), handio ny fahalotoana sy ny fahavetavetana rehetra (Ez 36,25-26). Oharin’ny Soratra Masina amin’ny fahavetavetana manko ny fanompoan-tsampy, ary izay miala amin’izany dia madio fo, tokam-po sahala amin’ny siny ka tsy mahalala mpampakatra afa-tsy Kristy irery ihany.

Ny hafalian’ny naman’ny Mpampakatra dia ny mahita azy mampaka-bady ary faly mihaino ny teniny: fankalazana an’Andriamanitra no voninahitry ny mpivavaka Aminy rehetra (Salamo 149). Izany koa no hafaliana tokony hokasaintsika hokolokoloina ao am-po raha te ho tonga mpianatra marina isika. Izay tonga zanaka no mandova, ary izay nateraka avy amin’Andriamanitra no miaro tena ka tsy manota ary tsy voakasiky ny ratsy. Ao amin’i Kristy no hahafahantsika manovo ny fahazavan-tsaina ka hahalalantsika an’Andriamanitra marina, hahitantsika mazava ny ratsy ateraky ny fahotana ka tsy ho voafandriky ny fanompoan-tsampy.

Andriamanitra ô! Nataonao olom-baovao voatokana ho anao izahay ka enga anie hampian’ny fahasoavanao hitovy endrika Aminy fa ao Aminy no iraisanay olombelona Aminao (vavaka fangatahana).

Partager :

  • Cliquez pour partager sur Facebook(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Facebook
  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Cliquer pour partager sur X(ouvre dans une nouvelle fenêtre) X
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads
  • Cliquer pour partager sur X(ouvre dans une nouvelle fenêtre) X
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquez pour partager sur LinkedIn(ouvre dans une nouvelle fenêtre) LinkedIn

Toriteny

Post navigation

NEXT
Alatsinainy voalohany mandavan-taona
PREVIOUS
Batemin’ny Tompo – TAONA D
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • ZOMA I FIAVIANA
  • ALAKAMISY I FIAVIANA
  • ALAROBIA I FIAVIANA
  • TALATA I FIAVIANA
  • ALATSINAINY I FIAVIANA

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    décembre 2025
    D L M M J V S
     123456
    78910111213
    14151617181920
    21222324252627
    28293031  
    « Nov    

    Archives

    Articles récents

    • ZOMA I FIAVIANA 4 décembre 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.