Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Sabotsy faharoa mandavan-taona

Sabotsy faharoa mandavan-taona

Njara Pascal

Dia niditra indray tao an-trano i Jesoa rehefa avy niantso ny Apôstôly sy naniraka azy ireo hitory ny Teny. Nivory ny vahoaka ka tsy afaka nihinana akory izy ireo. Nony nandre izany ny havany dia nivoaka haka azy satria hoy…

Read More Read More

Zomà faharoa mandavan-taona

Zomà faharoa mandavan-taona

Njara Pascal

Avy eny amoron-dranomasina dia niakatra teny amin’ny tendrombohitra i Jesoa ka niantso izay tiany hankeo Aminy. Izay tiany no nantsoiny, fa iza moa no tsy tiany? Tian’i Md Marka asiana tsindrim-peo amin’izany fa tsy ny fahamendrehantsika fa ny fitiavany no…

Read More Read More

Alakamisy faharoa mandavan-taona

Alakamisy faharoa mandavan-taona

Njara Pascal

Nanatona an’i Joany ny avy any Jodea sy ny avy any Jerosalema rehetra mba hataony batemy (Mk 1,5). Fa rehefa milaza ny mpanaraka an’i Jesoa kosa i Marka dia tsy ireo ihany fa na ny avy any Idomea, Tira sy Sidôna…

Read More Read More

Alarobia faharoa mandavan-taona

Alarobia faharoa mandavan-taona

Njara Pascal

Mitohy ihany ny fampianarana ataon’i Jesoa mikasika ny Sabata.Omaly izy niaro ny mpianany nioty salohim-bary tamin’ny andro sabata. Anio kosa nisy olona iray, tsy fantatra anarana, tsy izany manko no zava-dehibe fa ny maha olona azy, maty tanana ranamana ka…

Read More Read More

Talata faharoa mandavan-taona

Talata faharoa mandavan-taona

Njara Pascal

Mankamasina ny andro alahady, mivavaha fa aza miasa. Izay no nandikàna ny andinin’ny Teny Folo milaza hoe: Tsarovy ny andro sabata mba hanamasinanao azy, ho fahatsiarovana ny fitsaharan’Andriamanitra nahita fa vitany tsara avokoa ny zavaboary ka nitso-drano ny Sabata (Eks…

Read More Read More

Alatsinainy faharoa mandavan-taona

Alatsinainy faharoa mandavan-taona

Njara Pascal

Moa mahazo mifady ve ny naman’ny mpampakatra raha mbola eo aminy ny mpampakatra? Teo amin’i Israely dia fahazarana ny mifady hanina sy mivavaka, indrindra amin’ny fanomanana fety sy amin’ny fiandrasana trangan-javatra manan-danja, na amin’ny fiomanana handray andraikitra manokana. Mivavaka ary…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 2 MANDAVAN-TAONA – Taona D

ALAHADY FAHA 2 MANDAVAN-TAONA – Taona D

Njara Pascal

I Kristy no ilay famantarana manambara ny fitiavan’ny Ray ary ny hahasambatra antsika no Sitrak’Andriamanitra. Manohy ny famakivakiana ny andavanandrom-piainana isika amin’ny fankalazana ny Paka isan-kerinandro, amin’ny fandinihana manokana sy amin’ny fankalazana ny halehibeazan’ny Famindram-pon’Andriamanitra izay miantso antsika ho amin’ny…

Read More Read More

Sabotsy voalohany mandavan-taona

Sabotsy voalohany mandavan-taona

Njara Pascal

Tsy ny finaritra no mila mpitsabo fa ny marary: tsy tonga hiantso ny olomarina aho fa ny mpanota. Sarotra ny mahita izay endrik’i Jesoa miara-misakafo amin’ny mpanota izay, indrindra rehefa mahazo laka ka mibahana ao an-tsaina ny fiheverana fa avy…

Read More Read More

Zoma voalohany mandavan-taona

Zoma voalohany mandavan-taona

Njara Pascal

Voavela ny helokao. Tsy zakan’izay mieritreritra fa ezaky ny olona no hahafahana manamasina ny tena ka hahazoana ny fanjakan’Andriamanitra ny fandrenesana fa olona izay tsy manao na inona na inona, kilemaina matory fotsiny dia ho voavela heloka. Niverina tao Kafarnaôma…

Read More Read More

Alakamisy voalohany mandavan-taona

Alakamisy voalohany mandavan-taona

Njara Pascal

Ndeha isika ho any amin’ny tany hafa koa mba hitory any fa izany no nivoahako. Izy no ilay Teny mivoaka avy amin’ny Ray ka tsy miverina raha tsy mahatanteraka izay nanirahana Azy, tsy miverina raha tsy efa voatory ny Evanjely….

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy III ny Paka
  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy III ny Paka 9 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.