Trinitera Malagasy
Zomà faharoa mandavan-taona

Zomà faharoa mandavan-taona

Njara Pascal
  • Tsy ankasa: Hebrio 8,6-13/Salamo 84/
  • Ankasa: 1Samoela 24,3-21/Salamo 56
  • Md Marka 3,13-19

Avy eny amoron-dranomasina dia niakatra teny amin’ny tendrombohitra i Jesoa ka niantso izay tiany hankeo Aminy. Izay tiany no nantsoiny, fa iza moa no tsy tiany? Tian’i Md Marka asiana tsindrim-peo amin’izany fa tsy ny fahamendrehantsika fa ny fitiavany no iantsoany antsika. Tsy misy afaka hanatona Azy raha tsy fahasoavana avy Aminy. Tsy miantso izay mendrika izy, hoy i Md Augustin, fa mandavorary kosa ho mendrika izay nantsoiny. Izany no mahatonga ho antony voalohany hiantsoany ny Mpianatra dia ny “hitoetra eo Aminy”, hizara ny fiainana Aminy, “ho avy ka hahita” izay hitoerany sy ny fomba fiainany, hianatra ny fomba fisainany mba ho afaka hitory ny Teniny fa tsy hitory tena.

Ho antsika tiany ka nantsoiny ho mpianany ary zava-dehibe ny fandaminana ho vaindohan-draharaha ny fiaraha-miaina amin’i Jesoa. Tsy ho an’ny pretra sy relijiozy irery izany sanatria fa ho an’izay te ho kristianina rehetra dia tsy maintsy hikolokolo ny fanokanana fotoana sy toerana hihaonana bebe kokoa amin’i Jesoa, hihainoana (Simôna) sy handalinana ny Teniny, hijerena ny fiainana araka ny fampianarana sy ny sitrapony, izany moa no atao hoe mivavaka. Mila mandini-tena mandrakariva manko sao sanatria milaza ho tsy manam-potoana isika, fa maharaka vaovao pôlitika sy resadresaka mandany jiro etsy sy eroa, kanefa tsy mahita fotoana hivavahana intsony! Tsy hanana fotoana hiarahana mitoetra amin’i Jesoa.

Izay mitoetra miaraka Aminy sy manaiky hovolavolainy ihany no afaka hitory ny Teniny. Io no iraka manaraka ampanaoviny ny mpianany (mission faharoa). Ny dikan-teny hitantsika ao amin’ny Sorona Masina ao moa dia milaza fa “sady hanam-pahefana hanasitrana ny aretina sy handroaka ny demony”. Ny TOB (dikanteny iombonana) dia manampy antsika hahazo ny fahefana nomena ny Apôstôly: nirahin’i Jesoa ny Apôstôly mba hitory ny Teniny ary io Teny io no manana ny hery handroaka ny fanahy maloto (tsy misy “hanasitrana aretina” ny dikan-teny grika). Tsy herin’ny Apôstôly fa herin’ny Tenin’Andriamanitra torìny no manova ny fon’ny olona. Ary matoa tsy manan-kery ny teny voatory dia tsy mbola Tenin’Andriamanitra izay fa mety ho fahendren’olombelona fotsiny ihany. Ny herin’ny Teny no manova ny fiainana.

Eo amin’ny fitanisana ny anaran’ny Apôstôly dia ambaran’i Marka mazava fa ao koa ry zana-baratra (benregaz= zanaky ny fahatezerana) sy ry Jodasy Iskariôta, ilay nanolotra azy (παραδίδωμι– paradidômi). Tiany avokoa izy ireny. Tsy mialon-jafy ny fitiavany. Fahatokisana ho antsika izany ka manampy antsika ho tonga mpianatra mahatoky, ho iraka hitory ny Teniny hatraiza hatraiza.

Partager :

  • Cliquez pour partager sur WhatsApp(ouvre dans une nouvelle fenêtre) WhatsApp
  • Cliquer pour imprimer(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Imprimer
  • Cliquer pour envoyer un lien par e-mail à un ami(ouvre dans une nouvelle fenêtre) E-mail
  • Article
  • Cliquez pour partager sur Telegram(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Telegram
  • Cliquez pour partager sur Reddit(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Reddit
  • Cliquez pour partager sur Threads(ouvre dans une nouvelle fenêtre) Threads

Toriteny

Post navigation

NEXT
Sabotsy faharoa mandavan-taona
PREVIOUS
Alakamisy faharoa mandavan-taona
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy fahadimy mandavan-taona
  • Zoma fahadimy mandavan-taona
  • Alakamisy fahadimy mandavan-taona
  • Alarobia fahadimy mandavan-taona
  • Alakamisy fahadimy mandavan-taona

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    février 2026
    D L M M J V S
    1234567
    891011121314
    15161718192021
    22232425262728
    « Jan    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy fahadimy mandavan-taona 12 février 2026
    © 2026   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.