Archives de
Catégorie : Senza categoria

Sabotsy faha-20 mandavantaona

Sabotsy faha-20 mandavantaona

Ezekiela 43, 1-7/Salamo 84 – Bokin’i Rota 2, 1-17/Salamo 127 – Md Matio 23, 1-12 — Aza miantso olona ety an-tany hoe “mompera”, ho rainareo, fa iray ihany ny Rainareo dia izay any an-danitra. Aza mety atao hoe “maître” fa iray ihany no mpampianatra anareo dia i Kristy. Ny vahoaka sy ny mpianany no nilazan’i Jesoa izany fampianarana izany. Ny antony voalohany moa dia ny mba tsy hahatafintohina izay mahita ny fiatsaram-belatsihy sy ny “incohérence” afitsok’ireo izay mipetraka eo amin’ny…

Lire la suite Lire la suite