Trinitera Malagasy
ALAROBIA II FIAVIANA

ALAROBIA II FIAVIANA

Njara Pascal
  • Izaia 40,25-31
  • Salamo 102
  • Md Matio 11,28-30

Ny zatovo mety sasatra sy vizana, ary ny zokiolona mety ho solafaka ka hianjera, fa izay miankina amin’ny Tompo kosa hahazo hery vaovao, hihazakazaka tsy hahalala sasatra, handeha tsy hahatsiaro vizana. Afaka manankina ny fiainana amin’Andriamanitra izay miaiky fa tsy misy toa Azy izay mety ho sampy amboarin’ny tanan’olombelona. Tsy sampy toa sari-sokitra ihany izany fa mety ho fanompoana ny fahaizana sy ny fahendren’olombelona ihany koa.

Izay mitoky amin’ny Tompo araka izany dia tsy afaka ny tsy hisaotra Azy, satria tsy zavatra mbola andrasana no anaovana vavaka sy anompoana an’Andriamanitra, fa ny soa sesehena efa narotsany sy tohizany arotsaka amintsika sy amin’ny alalantsika. Aza misy hadinoina ny soa avy Aminy, hoy ny Salamo setriny.

Avia aty amiko ianareo izay mijaly sy vesaram-pahoriana fa hanamaivana anareo aho! Taitra aho ka nifoha tamin’ny torimasoko, hoy i Jeremia, ary hitako fa hay moa nofy ihany izany (Jr 31,26) saingy nofy hotanterahin’Andriamanitra ao amin’i Kristy Zanany.

Inona anefa no atao mba hanamaivanana antsika? Hitondra ny jiogany, hoy i Jesoa. Ny Jioga dia entin’Israely hilazana ny Lalànan’Andriamanitra, na voasoratra na am-bava, jioga mora entina satria hahazoana fahalalana, hoy i Siràka (51,26-27), ary ambaran’i Jesoa fa ny lalàna omeny dia mitondra amin’ny fahasambarana. Tsy tahaka ny fanomezan’ny hafa lalàna anefa no nataony: mianara Amiko, hoy Izy. Mianatra Aminy ny fiainana maha-zanaka mba hahafahana mandova ny fiainana miaraka Aminy. Amin’ny fianarana ny fiainan’i Jesoa malemy fanahy sy manetry tena ao am-po no hanahafantsika ny lalàna mitondra amin’ny fiadanana.

Sambatra ny malemy fanahy, hoy izy fa izy no handova ny tany. Ny Salamo 37 moa no mampianatra antsika ny atao hoe fahalemem-panahy. Tsy tokony ho tezitezi-poana amin’ny ataon’ny ratsy fanahy na hialona ny mpanao ratsy, fa hifehy ny fahatezerana ka tsy hampiasa hery na sanatria hihantsy valifaty…

Ny fanetren-tena kosa indray dia lazain’i Jesoa fa raha tsy miova isika ka tsy tonga toy ny zazakely (paidion), izany hoe miankina tanteraka amin’Andriamanitra, matoky Azy tanteraka, tahaka ny voalaza tao amin’ny vakiteny I, dia tsy afaka hiditra ao amin’ny fanjakan’Andria­manitra. Izany fiekena fa miankina amin’Andriamanitra izany, no tena fanetren-tena.

Tsy midika ho fidonanam-poana izany sanatria, fa fanarahana an’i Jesoa: raha misy te hanaraka Ahy, dia aoka izy handà ny tenany, izany hoe hitia hatramin’ny farany. Ny jioga no hahafahantsika mampiasa ny herintsika, tahaka ny atao amin’ny biby (omby) zogaina, mba tsy ho verivery foana fa atambatra. Ny mandray ny jiogan’i Jesoa araka izany dia ny manaiky hiara-mitarika ny angadin’ombiny, hiaraka hitarika Aminy ny sarety, hiara-miasa Aminy mba hamokatra ho Azy. Tsy ho sanatria ho fahatsembohan’ny mpiasa mba hahazoana mofom-pahoriana anefa (Sal 127,2a), fa fanompoana am-pitiavana hamalian’Andriamanitra soa ny mpanompony ao amin’ny torimasony (Sal 127,2b). Izany fanompoana am-pitiavana izany no fanetren-tena (tapeinos) nahatonga an’i Kristy nahafoy ny toetra maha-Andriamanitra, ka nitafy ny fomba maha-olombelona amin’ny zavatra rehetra. Io no lalana nahafahany nitondra antsika ho any amin’Andriamanitra, hoy Md Irenée.

Ô Ry Jesoa Kristy Tompo ô, harahiko ianao na aiza na aiza, ary tsy ho reraka aho, na hihazakazaka aza satria miankina Aminao (Vak I).

Partager :

  • Facebook
  • X

Toriteny

Post navigation

NEXT
  ALAKAMISY II FIAVIANA
PREVIOUS
TALATA II FIAVIANA
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka
  • Talata II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia III Paka 6 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.