Trinitera Malagasy
Alakamisy faha-33 mandavan-taona

Alakamisy faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal
  • Ankasa Fanambarana 5, 1-10/Salamo 149
  • Tsy ankasa 1 Makabeo 2, 15-29/Salamo 49
  • Md Lioka 19, 41-44

Taorian’ny nidiran’i Jesoa tao Jerosalema avy any amin’ny lafiny atsinanana, amin’ny tendrombohitra oliva, avy amin’izay hiandrasana ny famonjena araka ny faminanian’i Zakaria (Zak 14, 4-9), dia ambaran’i Lioka ny fitomaniany an’i Jerosalema (Evanjely anio) sy ny nandroahany ny mpivarotra tao an-tempoly (rahampitso).

Ny Evanjely anio no entin’i Md Lioka maneho amintsika ny endrik’ilay Andriamanitra tian’i Jesoa haseho: Ray mangoraka ny zanany, mitomany amin’ny hamafin’ny fony tsy te handray ny fitiavana atosany miavosa ho an-janany. “Onena ny foko ato anatiko, ary indray miontana ny fangorahako rehetra. Tsy hanaraka ny firehetan’ny hatezerako aho, tsy horavako fanindroany i Efraima. Fa Andriamanitra aho fa tsy olombelona” (Osea 11, 8-9).

Fitiavana no hahafahana tsy manampatra ny hery eo anatrehan’ny mety ho fandavana sy ny hamafisan-doha. Izany ihany no lalana tokana hahafahana mitondra ny fo amin’ny fibebahana marina, tsy asesiky ny tahotra, fa entanin’ny fahafahana satria babon’ny fitia.

Tsy manozona akory ny reny raha toa milaza amin’ny zanany hoe aza miampita arabe fa sao voadonan’ny fiara eny. Raha sanatria voadona tokoa ilay zaza satria tsy nanaiky an-dreniny dia alahelo fa tsy hafaliana ho an-dreniny ny fahavoazany. Ary ny fanekeny hitotototo hitsabo an-janany dia ataony am-pitiavana. Filana loza ny mikiribiby ao anatin’ny fahotana, saingy manoloana ny hamafisan’ny fontsika olombelona, i Jesoa ilay Iraky ny Ray dia nanaiky ho faty mba hanaporofo amintsika fa Andriamanitra mitia hatramin’ny farafofon’aina ny Andriamanitsika, mba hitokisantsika ny fitiavany ka hahafahantsika koa mivelona amin’ny maha-zanany antsika.

Ny tsy fahaizantsika manararaotra ny andron’ny famangiana (τὸν καιρὸν τῆς ἐπισκοπῆς) anefa dia mampidi-doza antsika, satria famelana ny fahavalo hanao izay tiany atao amintsika sy ny zanatsika no hevitr’izany. Impiry tokoa moa isika no azom-panenenana amin’ny tsy fahaiza-mihaino sy mandray ny fitiavana asehon’Andriamanitra mba hiovantsika famindra. Tsy ny hiharan’ny loza anefa no sitrak’Andriamanitra mananatra antsika, mampitandrina antsika tahaka ny ananarany an’i Jerosalema, fa ny mba hihainoantsika ny teniny ka hahafaka antsika amin’ny loza, tahaka ny nataony tamin’ny mponin’i Niniva tamin’ny andron’i Jonasa.

Indro ankehitriny ny fotoana tsara, indro ankehitriny ny androm-pamonjena, hoy i Md Paoly (2 Kor 6,2). Ho haintsika anie ny handray ny fahasoavana atolotr’Andriamanitra antsika mba hanjakan’ny fiadanany ao am-pontsika sy eo amin’izao tontolo izao.

Partager :

  • Facebook
  • X

Toriteny

Post navigation

NEXT
Zoma faha-33 mandavan-taona
PREVIOUS
Talata faha-33 mandavan-taona
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka
  • Talata II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia III Paka 6 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.