Trinitera Malagasy
Sabotsy faharoa mandavan-taona

Sabotsy faharoa mandavan-taona

Njara Pascal
  • Tsy ankasa: Hebrio 9,2-3.11-14/ Salamo 46/
  • Ankasa: 2 Samoela 1,1-4.11-12.19.23-27/Salamo 79/
  • Md Marka 3,20-21

Dia niditra indray tao an-trano i Jesoa rehefa avy niantso ny Apôstôly sy naniraka azy hitory ny Teny. Nivory ny vahoaka ka tsy afaka nihinana akory izy ireo. Nony nandre izany ny havany dia nivoaka haka azy satria hoy izy ireo: Efa very saina izy. Dia raisin’i Md Marka indray moa io tantara io any amin’ny andininy 31 hilazany fa ao alatrano ny reniny sy ny rahalahiny mitady azy. Eo anelanelany eo izy dia miresaka an’i Belzeboba, ho hitantsika amin’ny alatsinainy fahatelo.

Dinihontsika tsara ny zava-misy: niditra tao an-trano i Jesoa dia nampianatra ny vahoaka izay liana amin’ny fampianarany. Iza no mbola tsy variana amin’ny zavatra nahasarika ny saina ka nanadino hatramin’ny ora fisakafoanana? Varian-dresaka eo dia mandeha ny ora. Ho an’i Jesoa dia izay no fahafinaretany: hitarika ny “olona mivorivory” (ὄχλος- ochlos) ho tonga “vahoaka” (λαός – laos) hanompo an’Andriamanitra. Ny vakiteny voalohany amin’ny alahady fahatelo (taona D) dia mitantara ny hafalian’ny vahoaka amin’ny fihainoana ny Bokin’ny lalàna sy ny famoaboasana azy, hatramin’ny vao mangiran-dratsy ka mandra-pitatao vovonana (Ne 8,1-10). Zavatra tsy tokony hahagaga ny fianakavian’i Jesoa araka izany ny fihainoana maharitra ny teny.

Rehefa i Jesoa kosa no henoina, rehefa naheno izany ireo havany dia nihevitra fa “very saina” Izy. Ny mahagaga anefa dia tsy nihaino ny fampianarany akory izy ireo, tsy namakafaka hoe inona ny antony mahatonga izany. Mety ho ny tahotra ny Herôdianina sy ny Farisianina efa nitady izay hamonoana an’i Jesoa no betsaka. Ny tena reniny sy rahalahiny anefa tsy afaka ny tsy hihaino azy, ka hahazo hery avy amin’ny fampianarany, hahazo izay tian’ny Soratra Masina lazaina ka hahalala fa tsy ny mofo ihany no hiveloman’ny olona fa ny Teny rehetra aloaky ny vavan’Andriamanitra ihany koa.

Izay te hihazona an’i Jesoa dia tsy mamelona fa mamono azy, izay tsy miaraka Aminy hamory, hahafoy ny aina mba hamonjy dia mazava loatra fa hanahaka, hihevitra hiaro ny aina saingy tsy hitondra amin’ny fiainana fa ho amin’ny fahafatesana. 

Angatahontsika ny fahasoavana mba tsy hahatsiaro sakafo amin’ny fandinihana sy ny fihainoana ny Tenin’i Jesoa isika. Sao sanatria mieritreritra ho kristianina isika nefa ao alatrano ihany, mihevitra ny hanao soa saingy voailika tsy ho fianakaviany akory, satria sady sady tsy mihaino no tsy manatanteraka ny Teniny.

Partager :

  • Facebook
  • X

Toriteny

Post navigation

NEXT
ALAHADY FAHA 3 MANDAVAN-TAONA – Taona B
PREVIOUS
Alakamisy faharoa mandavan-taona
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka
  • Talata II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia III Paka 6 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.