Trinitera Malagasy
Zoma faha-27 mandavan-taona

Zoma faha-27 mandavan-taona

Njara Pascal
  • Ankasa Galata 3, 7-14/Salamo 110
  • Tsy ankasa Joely 1, 13-15; 2, 1-2/Salamo 9
  • Md Lioka 11, 15-26

Ny hazavana dia tsy mandroaka ny haizina fotsiny fa mampiahaka azy mihitsy. Tsy afaka miara-mitoetra ny mazava sy ny maizina. Toy izany koa, ny Teny dia mandresy izay mety ho tsy fahafaha-miteny na ny fibadabadana, izay matetika vokatry ny tsy fahafahana mihaino, ka i Jesoa, ilay Teny tonga nofo no nampiteny ilay azon’ny demony moana. Ny Fanahiny no hampisokatra ny fontsika hihaino ny Teny ary hanokatra ny vavantsika hivavaka ka hiantso an’Andriamanitra hoe Ray.

Manoloana izay mety ho fahagagana, handroahana ny demony anefa dia misy ny tsy mino, misy ny mangataka famantarana. Ho an’i Jesoa, tsy misy fanjakana hiady an-trano, fa na dia ny ratsy aza dia mahay miray hina, manambatra ny hery ka ny fahavalon’ny fahavaloko tonga namako. Ampy koa ny manontany tena hoe amin’ny anaran’iza no anaovan’ny olona hafa ny asam-panafahana ataony, ary tsy azo adinoina na oviana na oviana fa na dia mahery aza Satana, mbola mahery noho Izy ny Mesia, ary ampanantenainy an’i Piera fa tsy haharesy ny finoany ny vavahadin’ny afobe. Matetika ny tahotra ny herin’ny maizina no manosika ny olona maro hitotototo hitoky amin’ny sampy, hiantsampy amin’ny ody.

Ny tsy fahaizana mifaly amin’ny asa soa vita (na iza na iza manao azy) dia mety hitenenan-dratsy ny Fanahy Masina, ka hilazana fa asan-demony ny asam-panafahana, ary izany “fahotana tsy hahazoana famelana” izany dia vokatry ny avonavona, izay mitondra amin’ny fitiavan-tena sy ny fialonana ka miafara amin’ny fahafatesana raha tsy hibebahana. Tsy misy afa-tsy ny Fanahy Masina no manana hery hanafaka sy hanondrotra ny olona amin’ny hasina maha-zanaka (Gal 4, 4-7).

Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy ary izay tsy miara-mamory Amiko dia manahaka. Ary “tsy misy afaka hanompo tompo roa”. Ny fiainantsika araka izany dia mila dinihina mandrakariva, sao tsy mifanaraka amin’izay ataon’i Jesoa, sao tsy fanompoana Azy sy fitadiavana ny voninahiny.

Ambaran’i Lioka amin’ny Evanjely anio koa fa tsy ny fibebahana eo am-boalohany ihany no tokony himasoana fa ny faharetana amin’ny lalam-pibebahana izay hahazoana ny famonjena (Lk 21, 19). Ny fo amam-panahintsika nodiovin’ny Batemy sy hatsarain’ny Sakramenta sy ny Vavaka (Rano sy Menaka ary ny sakafo) dia mila mahatsiaro mandrakariva fa ny demony dia “tahaka ny liona mierona mitady izay harapany” ka mila toherina mafy amin’ny fiorenana amin’ny finoana (1 Piera 5, 8ss). Izay mihevitra ho mijoro dia mila mitandrina mba tsy ho lavo, hoy i Md Paoly (1 Kor 10, 12). Mila mangataka amin’ny Ray isika mba tsy ho lavo amin’ny fakam-panahy (Lk 11, 4ss) ary hafahany mandrakariva amin’ny fahefan’ny haizina (Mt 6, 13).

Hahay hiambina mandrakariva anie isika mba ho tempoly onenan’ny Fanahy Masina ka ho famirapiratan’ny voninahitr’Andriamanitra, hampiray sy hamondrona miaraka amin’i Kristy.

Partager :

  • Facebook
  • X

Toriteny

Post navigation

NEXT
Sabotsy faha-27 mandavan-taona
PREVIOUS
Zoma faha-27 mandavan-taona
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka
  • Talata II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia III Paka 6 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.