Trinitera Malagasy
Talata fahavalo mandavan-taona

Talata fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal
  • Tsy ankasa Eklesiastika 35, 1-15/Salamo 49/
  • Ankasa 1 Piera 1, 10-16/Salamo 97
  • Md Marka 10, 28-31

Mandehana amidio ny fanananao rehetra dia omeo ny mahantra mba ho rakitra any an-danitra dia rehefa izany dia avia manaraka ahy. Ny Mpianatra dia nandao ny haratony, nandao ny mahazatra azy, mba hanokan-tena hanara-dia an’i Jesoa, hivonto ny fampianarany ary hanohy ny asa fitoriana natombony. Asan’Andriamanitra izany fa tsy misy hireharehan’olombelona. Rariny raha niteny i Piera hoe: indro izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao. Sambatra izy satria tsy ny nofo aman-drà fa ny Ray izay any an-danitra no nanambara taminy fa i Jesoa no Kristy (Mt 16, 17) ka izay no nanarahany Azy.

Tsy fireharehana amin’ny zava-bita araka izany no hilazan’i Piera izany. Tsy mifampitohy manko ny resaka raha izay, satria ireo Apôstôly nisalasala amin’ny mety ho famonjena ny olombelona manan-karena dia nilazain’i Jesoa fa hain’Andriamanitra atao ny misarika ny fon’ny olona handao ny harena mba hanaraka Azy. Porofoin’i Piera fa vavolombelon’izany asan’Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra izany izy ireo. Izay voaantso dia tokony hanana mandrakariva izany “reflexe” izany, hahatsiaro tena fa “fanaka voafidy” haneho ny asa maherin’Andriamanitra ny fiainany, ka sady mitoky no mahatoky amin’ilay niantso azy.

Ambaran’i Jesoa fa tsy ho very valisoa izay mahafoy. Tsy ao anatin’ireo voalaza fa hafoy ny vady. Mazava loatra fa sady tsy manaja ny maha-olona no tsy ara-dalana ny hanariana ny vady. Manaporofo izany moa ny lazain’i Md Paoly ao amin’ny taratasiny ho an’ny Korintianina: “Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan’ny mino va izahay, tahaka ny Apôstôly sasany koa sy ny rahalahin’ny Tompo ary Piera?” Mazava loatra araka izany fa niarahan’ireo Apôstôly (efa nanambady) misalahy tamin’ny vadiny ny fitoriana ny Evanjely. Amin’ireo valisoa miampy fanenjehana kosa, dia tsy ao intsony ny “ray”, satria ilay ray nafohy dia nanjary Ray iombonana, mampitombo isa ny rahalahy sy anabavy. Fahafoizana noho ny fitiavana an’i Jesoa sy ny Evanjely no valian’Andriamanitra ny fiainana mandrakizay.

Mampifamadika ny fomba fisainana izany, ka tsy azon’izay tsy mahay mandray ny fahasoavana. Tsy hoe Andriamanitra manko no tsy manome ny fahasoavany, fa isika no mandraraka ilo mby an-doha indraindray. Ny tsy fahaizana mandinika ka miaina araka ny fahasoavana, hitadiavana ny toerana voalohany sy ny voninahitr’izao tontolo izao no mety hampitsitotongana any amin’ny farany, satria mampanalavitra antsika amin’Andriamanitra sy ny Fanjakany.

Angatahontsika mba hahaizantsika mibanjina mandrakariva ny zava-mahagaga tanterahiny eo amin’ny fiainantsika, hahaizantsika manesotra ny fontsika amin’ny firaiketana amin’ny zavatry ny tany ka hahatonga antsika ho fanomezan-tsarobidy, hanolo-tena hanara-dia azy hitory ny Evanjely eo am-pihirana lalandava ny halalin’ny fitiavany mitsimbina ny fahantrana sy ny fahalementsika.

Partager :

  • Facebook
  • X

Toriteny

Post navigation

NEXT
Alarobia fahavalo mandavan-taona
PREVIOUS
Alatsinainy fahavalo mandavan-taona
Comments are closed.

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka
  • Talata II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alarobia III Paka 6 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.