ALAHADY FAHA VI PAKA – TAONA D
Ny alahady fahenina amin’ny drafitra “mystagogique” moa dia handinihana manokana ny fampanantenana ny Mpanafaka alahelo: Hangataka amin’ny Raiko aho, ka homeny Mpanafaka alahelo hafa ianareo (Jo 14,15-21: Taona A); dia nidina tamin’ny Jentily ny Fanahy Masina (Asa 10,25-48: vakiteny voalohany…