Alahady faha-14 mandavan-taona Taona A
I Jesoa : be fitiavana sy malemy fanahy. Eo amin’ny fiaraha-monina dia ifandrombahana ny toeram-boninahitra, ny “place d’honneur”, ny ho ambony kokoa noho ny hafa, ary na dia ireo mpianatr’i Jesoa aza, na ny taloha na ny ankehitriny, dia mety…