Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Talata fahadimy mandavan-taona

Talata fahadimy mandavan-taona

Njara Pascal

Ny fampifanarahana ny fomban-drazana sy ny kolontsaina malagasy amin’ny Evanjely dia tsy lalan-tokana azo fintinina amin’ny fampanaraham-bolontany fotsiny. Misy volon-tany mbola mila diovin’ny Evanjely manko. Misy fomba nentim-paharazana sasany tsy mifanaraka akory na tsy mifanaraka tanteraka amin’ny Evanjely, ka tsy…

Read More Read More

Alatsinainy fahadimy mandavan-taona

Alatsinainy fahadimy mandavan-taona

Njara Pascal

Taorian’ny alina nampivarahontsana ireo mpianatra namoy sambokely manohi-drivotra, satria tsy niaraka tamin’izy ireo i Jesoa fa nivavaka tany an-tendrombohitra, saingy tonga kosa, nandeha ambonin’ny rano nankahery azy ireo mba tsy hatahotra, dia tonga tao Genesareta izy ireo, raha nianga mba…

Read More Read More

Sabotsy fahefatra mandavan-taona

Sabotsy fahefatra mandavan-taona

Njara Pascal

Niverina ny Apôstôly ka nitantara taminy ny zavatra rehetra nataony sy nampianariny. Amin’ny maha iraka dia tsy ny hahafaly ny tena no himasoana fa ny hanao araka ny baiko azo. Mampalahelo rehefa manoloana ny lehibem-pikambanana fotsiny ihany na manoloana ny…

Read More Read More

ALAHADY FAHA 5 MANDAVAN-TAONA – Taona D

ALAHADY FAHA 5 MANDAVAN-TAONA – Taona D

Njara Pascal

Isika tsirairay no antsoin’Andriamanitra sy irahiny. Manohy ny fandinihana ny fampianaran’i Md Paoly isika, mametsovetso ilay fitiavana tsy hanam-pahataperana dia mametra-panontaniana hoe: “afaka mitia toa lamban’akoho ve ny olombelona?” afaka misedra ny hasarotan’ny fiainana ve ny Kristianina ka vonona hatrany…

Read More Read More

Zoma fahefatra mandavan-taona

Zoma fahefatra mandavan-taona

Njara Pascal

Iza moa i Jesoa? I Joany Batista ve no nitsangana ka afaka manao fahagagana lehibe toy izao? Izay no famintinana azon’i Herôda Antipà izay Tetrarka tao Galilea, ka naniry hahita an’i Jesoa manao fahagagana izy. Lazain’i Lioka anefa fa na…

Alakamisy fahefatra mandavan-taona

Alakamisy fahefatra mandavan-taona

Njara Pascal

Niantso ny roa ambin’ny folo ho eo Aminy i Jesoa ary nanome azy ireo ny fahefana hifehy ny fanahy maloto. Zarainy amin’ny Mpianany ny fahefana izay nasehony hatreto, saingy tsiroaroa no nanirahany ny mpianatra mba hilazana fa tsy misy afaka…

Read More Read More

Alarobia fahefatra mandavan-taona

Alarobia fahefatra mandavan-taona

Njara Pascal

Tao amin’ny tany nahabe azy i Jesoa, araka ny fitantaran’i Lioka (Lk 4,21-30) dia hoe : gaga tamin’ny fampianarany izy ireo ary vetivety teo anefa dia tafintohina taminy indray. Ny antony nahatonga izany moa dia satria nanao fampianarana vaovao tsy nifanaraka…

Read More Read More

Talata fahefatra mandavan-taona

Talata fahefatra mandavan-taona

Njara Pascal

Eny an-dalana mankany amin-tranon’ilay notsilovin’Andriamanitra (Jaïraיָאִיר ) dia indro nisy vehivavy nitsi-drà, izay “maloto” araka ny lalànan’i Môizy (Lev 15,25-27) naniry hikasika an’i Jesoa mba ho sitrana. I Jesoa moa nampanantena an’i Jaira fa hametra-tanana amin’ny zanany vavy mba ho…

Read More Read More

Alatsinainy fahefatra mandavan-taona

Alatsinainy fahefatra mandavan-taona

Njara Pascal

Fa inona moa no ilàn’i Mompera ny anaran’ny fahotantsika? Araka ny fiheveran’ny mpandroaka demony dia ny fahalalàntsika ny anarany dia efa faharesena ho an’ny ratsy. Teren’i Jesoa araka izany ilay demony hilaza ny anarany. Ho antsika koa, ahoana moa no…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy III ny Paka
  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy III ny Paka 9 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.