Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alakamisy I Karemy

Alakamisy I Karemy

Njara Pascal

Mitohy ny fampianaran’ny Eglizy momba ny fitokisantsika amin’Andriamanitra. Tsy vitan’ny hoe tsy hahazo famantarana afa-tsy ny misterin’ny Paka isika, fa ampianarin’ny Evanjely koa mba hiha-matotra amin’ny fifandraisana amin’Andriamanitra, ka hampifanaraka ny fiainantsika amin’izany. Tsy hoe fampifilafilana tsy akory, araka izany…

Read More Read More

Alarobia I Karemy

Alarobia I Karemy

Njara Pascal

Mangataka famantarana ity taranaka ratsy sy mpijangajanga ity (Mt 12,39). Atao inona moa famantarana? Inona no mahatonga an’i Jesoa hilaza izany teny mahery izany? Ny famantaran’i Jônasa no lazain’i Jesoa fa hany famantarana omen’Andriamanitra hanambarany ny fisiany sy ny fitiavany…

Read More Read More

Talata I Karemy

Talata I Karemy

Njara Pascal

Mandalina ny fifandraisantsika amin’ny zavaboary (fifadian-kanina), amin’ny namana (fifampizarana) ary amin’Andriamanitra (vavaka) ny vakiteny aroson’ny Fiangonana amin’ity herinandro ity, mba hahafahantsika misantatra ny fibanjinana ny voninahiny amin’ny Litorjian’ny alahady manaraka. Ny vavaka no mamolavola ny fiainana am-panahy: manadio ny fiheverantsika…

Read More Read More

Alatsinainy I Karemy

Alatsinainy I Karemy

Njara Pascal

“Aoka ho masina ianareo satria Masina aho, YHWH Andriamanitrareo”. Ny hoe masina moa dia heverintsika fa izay tsara fitondran-tena sy tsy misy kianina eo imason’ny olombelona. Ny hoe קָדוֹשׁ – qādhōsh dia ilazana ny zavatra voatokana ho an’Andriamanitra, ka tsy…

Read More Read More

Sabotsy manaraka ny Lavenona

Sabotsy manaraka ny Lavenona

Njara Pascal

Mitohy ny fampianaran’i Izaia manoro ny fomba hiainana ny fifadian-kanina araka ny sitrak’Andriamanitra: manesotra izay mampahavesatra ny fiainan’ny hafa, tsy manendrikendrika ary tsy manala baraka, mizara ny foto-pivelomana (aina, nephesh=נֶפֶשׁ) fa tsy ny ambin-tsakafo ho an’ny noana, mamelona ny fanahy…

Read More Read More

ALAHADY VOALOHANY KAREMY – Taona D

ALAHADY VOALOHANY KAREMY – Taona D

Njara Pascal

Karemy, fahafoizana ho an’Andriamanitra.Ny Herin’ny Fanahy no hahafahana mandresy ny Fakam-panahy. Eto am-panombohana ity 40 andro hiomanana amin’ny Paka ity, vanim-potoana antsoin’ny Eglizy ho sakramentan’ny fibebahantsika, dia manampy antsika ny Litorjia handalina ny fifandraisantsika amin’ilay Andriamanitr’Israely, amin’ny alalan’ireo fitaovam-piadiana telo…

Read More Read More

Zoma manaraka ny lavenona

Zoma manaraka ny lavenona

Njara Pascal

Omaly dia nasaina hisafidy isika na hanaraka ny lalan’ny fiainana na hisafidy ny lalan’ny ozona sy ny fahafatesana. Safidy malalaka izany fa tsy mora kosa anefa ny mitozo amin’ny lalana nosafidiana. Anisan’ny fitaovana atoron’ny Soratra Masina antsika mba hahafahana mizotra…

Read More Read More

Alakamisy manaraka ny lavenona

Alakamisy manaraka ny lavenona

Njara Pascal

Manomboka ny Karemy isika dia ampian’ny Litorjia mba hanitsy izay toe-tsaina mety tsy mifanaraka amin’ny maha kristianina antsika. Voalohany amin’izany ny fiheverana momba ny voninahitr’Andriamanitra: tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona, holavin’ny loholona sy ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny Mpanora-dalana ary…

Read More Read More

Alarobia fanosorana lavenona

Alarobia fanosorana lavenona

Njara Pascal

Ny fonareo no rovidrovito! Manomboka “fomba kristianina handresena ny ratsy” isika anio. Famaritana tsotra nefa manambara ny hevi-dalina fonosin’ny Karemy izay henontsika amin’ny vavaka fanombohana izany. Inona tokoa moa no antony hanaovana asa fiantrana, vavaka ary fifadian-kanina araka ny Evanjely…

Read More Read More

Talata fahavalo mandavan-taona

Talata fahavalo mandavan-taona

Njara Pascal

Mandehana amidio ny fanananao rehetra dia omeo ny mahantra mba ho rakitra any an-danitra dia rehefa izany dia avia manaraka ahy. Ny Mpianatra dia nandao ny haratony, nandao ny mahazatra azy, mba hanokan-tena hanara-dia an’i Jesoa, hivonto ny fampianarany ary…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Sabotsy III ny Paka
  • Alarobia III Paka
  • Talata III Paka
  • Alatsinainy III fankalazana ny Paka
  • Alarobia II Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Sabotsy III ny Paka 9 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.