Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Talata faha-31 mandavan-taona

Talata faha-31 mandavan-taona

Njara Pascal

Nantsoin’i Jesoa hiezaka hiditra amin’ny varavarana ety ny mpianany. Amin’ny fitantaran’ny Evanjely anio anefa dia hoe irahiny ny mpikaramany mba hampandroso izay rehetra hitany teny amin’ny kihon-dalana rehetra mba hameno ny trano fihinanana. Ny fandraisana anjara amin’ny Fanasana any amin’ny…

Read More Read More

Alatsinainy faha-31 mandavan-taona

Alatsinainy faha-31 mandavan-taona

Njara Pascal

  [Ary hoy kosa izy tamin’ilay nanasa azy: Raha manasa olona hisakafo antoandro na hariva ianao, aza dia ny sakaizanao na ny rahalahinao na ny havanao na ny mpanan-karena mifanakaiky aminao no asaina, fandrao asain’ireo koa ianao ka ho voavaliny…

Read More Read More

Sabotsy faha-30 mandavantaona

Sabotsy faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

 “Izay manetry tena no hasandratra.” Lalana mankany amin’ny fahamboniana ny fanetren-tena. Lalana mitondra mankamin’ny voninahitra. Voninahitra: amin’ny teny grika doxa midika ho fanomezana toerana ambony, fiheverana ho zavatra sarobidy…fa amin’ny teny hebrio (Kav’od) kosa milaza ny lanja, ny vesatry ny…

Read More Read More

02 novambra

02 novambra

Njara Pascal

Fahatsiarovana ny maty rehetra Misy lamesa 3 azo isafidianana moa ny amin’ny rahampitso. Famondronana ny hevi-dehibe avy amin’ny vakiteny ankalazana izany no ataontsika eto. Tsara ho marihina fa tsy mitovy ny Vakiteny voalahatra ao amin’ny kalandrie litorjika sy ny Boky…

Read More Read More

1 novembre Fankalazana Manetriketrika ny Olontsambatra rehetra

1 novembre Fankalazana Manetriketrika ny Olontsambatra rehetra

Njara Pascal

Ny fety anio sy ny fahatsiarovana ireo nodimandry rahampitso dia tsy afa-misaraka. Izay no ventesintsika amin’ny Fikem-pinoana isan’alahady. Ambaran’ny Katesizin’ny Fiangonana (KFK 960-962) fa Fiombonan’ny olomasina ny Fiangonana satria atambatry ny Eokaristia ho Vatana iray ihany ao amin’i Kristy ka…

Read More Read More

Zoma faha-30 mandavantaona

Zoma faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

Ny toko faha-13 sy 14 amin’ny Evanjely nosoratan’i Md Lioka dia mahavaky loha raha dinihina amin’ny antsipirihiny: ny varavarana ety (Lk 13, 24) saingy tian’ny Ray kosa mba ho feno ny efitrano fihinanana ka tereny hiditra ao avokoa ny olon-drehetra…

Read More Read More

Alakamisy faha-30 mandavantaona

Alakamisy faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

Tadiavin’i Herôda hovonoina ianao. Fa tsy azon’izy ireo sakanana ve i Herôda mba tsy hamono an’i Jesoa? Misy fiantsaram-belatsihy miafina ao anatin’ny teny mamy, toa mitory fitiavana, saingy raha ny marina dia satria manelingelina ny fomba fisainana sy ny fahazarana…

Read More Read More

Alarobia faha-30 mandavantaona

Alarobia faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

Ampahatsiahivin’i Md Lioka isika fa eny an-dalana miakatra ho any Jerosalema i Jesoa. Tamin’iny lalana iny no nahitany ilay azon’ny jiolahy, amin’ily lalana iny no hamangiany an’i Samaria sy Galilea (Lk 17). Eo am-pampianarana ny tanàna sy ny vohitra izy…

Read More Read More

Talata faha-30 mandavantaona

Talata faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

Miaina ny taom-pahasoavana hievoevoana manodidina sy hanasi(v)ana zezika isika. Mbola manazava izany ny Evanjely, mampahatsiaro antsika fa tsy zavatra mety hampieboebo, harantiranty ety ivelany akory ny fomba fiasan’Andriamanitra fa sahala amin’ny tsimok’aina entin’ny voatsinapy, tahaka ny otrik’aina entin’ny lalivay. Izany…

Read More Read More

Alatsinainy faha-30 mandavantaona

Alatsinainy faha-30 mandavantaona

Njara Pascal

[Tsy mila voa tsy hary Andriamanitra amin’ny fiangaviana antsika mba hibebaka. Miandry telo taona toy ny mpamboly aviavy, ary mbola mihaino ny manompony koa hiandry taona hafa, taom-pahasoavana, hihevoana sy hanasi(v)ana zezika mba hamokarana, “raha tsy izany dia hokapaina ihany…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy IV Paka
  • 14 mey- Md Matiasy – Apôstôly
  • Alarobia IV Paka
  • Talata IV Paka
  • Alatsinainy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy IV Paka 14 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.