Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

Alatsinainy faha-34 mandavan-taona

Alatsinainy faha-34 mandavan-taona

Njara Pascal

Avy nankalaza ny fetin’i Kristy Mpanjaka isika, mankalaza ny fandreseny ny fahavalo farany, dia ny fahafatesana. Tsy misy fomba hahafahana mandresy ny ratsy afa-tsy ny fanekena ho faty miaraka Aminy, toy izay hamaly faty, hamaly ratsy ny ratsy. Izay mety…

Read More Read More

Alahady faha-34 mandavan-taona Taona B

Alahady faha-34 mandavan-taona Taona B

Njara Pascal

Ampanjakao ny fahamarinana sy ny fitiavana dia ho mpanjakantsika i Kristy.  Faran’ny Taona Litorjika, ankalazana ny fetin’i Kristy, Mpanjakan’izao tontolo izao. Ny taona Litorjika moa dia entintsika mandalina ny Firaisantsika aina amin’i Kristy sy ny Fiangonany, mba hivelomantsika amin’ny maha-kristianina,…

Read More Read More

Sabotsy faha-33 mandavan-taona

Sabotsy faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

“Ny lanitra no nahazoako ny zavatra rehetra,… ka vonona ny ho faty aho noho ny Lalàny” (Makabeo). Izany no herim-po nananan’ireo Martirin’ny Finoana izany dia tokony hampandinika antsika manokana amin’ny fiainantsika ny Lalàn’ny fitiavana nomen’i Kristy antsika mpanara-dia Azy. Izy…

Read More Read More

Zoma faha-33 mandavan-taona

Zoma faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

Efa voasoratra fa ny tranoko dia trano fivavahana, nefa ianareo kosa manao azy ho zoin’ny mpangalatra. Izay mandray ka mivelona amin’ny Teny voasoratra, izany hoe mitsakotsako sy mitelina azy, mandany fotoana mandinika azy, maka fy, maniry te hahafantatra ny heviny…

Read More Read More

Alakamisy faha-33 mandavan-taona

Alakamisy faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

Taorian’ny nidiran’i Jesoa tao Jerosalema avy any amin’ny lafiny atsinanana, amin’ny tendrombohitra oliva, avy amin’izay hiandrasana ny famonjena araka ny faminanian’i Zakaria (Zak 14, 4-9), dia ambaran’i Lioka ny fitomaniany an’i Jerosalema (Evanjely anio) sy ny nandroahany ny mpivarotra tao…

Read More Read More

Alakamisy faha-34 mandavan-taona

Alakamisy faha-34 mandavan-taona

Njara Pascal

Rehefa maheno ny teny hoe Apokalipsa isika dia indraindray faharavana sy fahapotehana no masaka ao an-tsaina, satria izany no be mpilaza sy mampiasa amin’ny fomba fiteny andavanandro. Fanambarana anefa no heviny, entin’ny mpanoratra hanehoana ny tsiambaratelon’ny zava-mihafina. Eto i Md…

Read More Read More

Alarobia faha-33 mandavan-taona

Alarobia faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

Nahoana no tsy napetrakao tany amin’ny banky ny volako? Raha ny hahalala sy hitia an’Andriamanitra no fahasambarana dia mbola fahasambarana tsara lavitra noho izany ny tonga mpiray antoka Aminy, mandray anjara amin’ny fanorenana ny fanjakany. Ambaran’i Lioka fa nankininy tamin’ny…

Read More Read More

Talata faha-33 mandavan-taona

Talata faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

Lehiben’ny poblikana ilay Zake (זַכַּי Zakkay, “tsisy fangarony”, raha Zakak no fototeny; “tsy nohadinoina” kosa raha Zakar), lehiben’ireo mamoritra ny vahoaka amin’ny fandoavana ny hetra ho an’ny mpanjana-tany, mpanakarem-be ary any Jerikô izy no nitoetra, any amin’ny toerana heverina fa…

Read More Read More

Alatsinainy faha-33 mandavan-taona

Alatsinainy faha-33 mandavan-taona

Njara Pascal

Taona ankasa Amin’ity herinandro ity dia manomboka mamaky ny Boky Fanambarana nosoratan’i Md Joany amin’ny Litorjia andavanandro. Fanambarana (Apokalipsa) izay nosoratana mba hananantsika ny hafenoan’ny fiainana ka hanatsarana bebe kokoa izay mety mbola tsy tonga lafatra amin’ny fiainana ny maha-kristianina….

Read More Read More

Alakamisy faha-32 mandavan-taona

Alakamisy faha-32 mandavan-taona

Njara Pascal

Oviana ny andro hiavian’ny fanjakan’ny Lanitra? Ary aiza no hiaviany? Tsy izany anefa no tian’i Jesoa iompanan’ny saintsika fa ny fomba hiaviany, na ny marimarina kokoa ny fiavian’ny Zanak’olona izay tonga tahaka fanjelatry ny ela-baratra miserana ny faravodilanitra amin’ny lafiny…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • Alakamisy IV Paka
  • 14 mey- Md Matiasy – Apôstôly
  • Alarobia IV Paka
  • Talata IV Paka
  • Alatsinainy IV Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • Alakamisy IV Paka 14 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.