Trinitera Malagasy

Trinitera Malagasy

Gloria tibi Trinitas et captivis libertas

TALATA I FIAVIANA

TALATA I FIAVIANA

Njara Pascal

“Andriamanitry ny fahamarinana ô, mba tolory ny andriana mpitondra sy ny zanak’andriana ho dimbiny ny fahaiza-mitsara ara-drariny” (Sal 71). Izany no vavaka atoron’ny Salamo antsika hatao ho an’ireo mpitondra. Ambaran’i Izaia ao amin’ny vakiteny voalohany tokoa fa ny Fanahin’Izy Tompo…

Read More Read More

ALATSINAINY I FIAVIANA

ALATSINAINY I FIAVIANA

Njara Pascal

“Fa avy ao Siôna no hivoahan’ny lalàna, fa avy ao Jerosalema no hivoahan’ny Tenin’ny Tompo”. Rehefa sendra ny mangidy isika, rehefa teren’ny fiainana dia manao lalàna, mivoadivoady hoe “tsy hanao an’izao na izatsy intsony aho e, hanao an’izao aho e”…

Read More Read More

FIAVIANA

FIAVIANA

Njara Pascal

Ny Fiaviana dia ny vanimpotoana anombohan’ny Eglizy ny Taona litorjika ary entiny hanomanana ny fankalazana ny Noely. Ny teny latinina  hoe “adventus” moa no nadika, entina ilazana ny fahatongavana, ny fiavian’ilay Emanoela, fa ny hevitra lalina tena fonosiny sy hanompanana…

Read More Read More

30 novambra: Md Andre Apostoly

30 novambra: Md Andre Apostoly

Njara Pascal

Hatao ahoana no fino izay mbola tsy re? Hatao ahoana no fandre raha tsy misy mitory? … Koa avy amin’ny toriteny ny finoana; ary avy amin’ny tenin’Andriamanitra ny toriteny (Vak I Rôm. 10, 9-18). Tsy teny lazainy, tsy volana ambarany;…

Read More Read More

Sabotsy faha-34 mandavan-taona

Sabotsy faha-34 mandavan-taona

Njara Pascal

Lazain’ny Taratasy ho an’ny Hebrio fa noho ny tahotra ny fahafatesana dia nisy ny niharan’ny fanandevozana nandritra ny andro rehetra niainany (He 2, 15). Ny tahotra matetika dia manakana antsika tsy hiaina an-kalalahana, tsy hiaina am-pitiavana. Ny zava-doza dia izany…

Read More Read More

Zoma faha-34 mandavan-taona

Zoma faha-34 mandavan-taona

Njara Pascal

Mialoha ny loza manambara ny farandro, hoy ny Evanjely, dia mbola hoenjehina aloha isika, hoentina any amin’ny sinagoga sy an-tranomaizina, ary hatolotra amin’ny mpanjaka sy ny mpanapaka noho ny anaran’i Jesoa. Izay miaina marina ny Evanjely dia manjary olana mandrakariva…

Read More Read More

Alakamisy faha-34 mandavan-taona

Alakamisy faha-34 mandavan-taona

Njara Pascal

Rehefa maheno ny teny hoe Apokalipsa isika dia indraindray faharavana sy fahapotehana no masaka ao an-tsaina, satria izany no be mpilaza sy mampiasa amin’ny fomba fiteny andavanandro. Fanambarana anefa no heviny, entin’ny mpanoratra hanehoana ny tsiambaratelon’ny zava-mihafina. Eto i Md…

Read More Read More

Alarobia faha-34 mandavan-taona

Alarobia faha-34 mandavan-taona

Njara Pascal

Tsara ny mampahatsiaro, araka ny efa nolazaina omaly, fa ny hahatonga ny zanany rehetra any amin’ny fanasany no tanjon’Andriamanitra ka tokony ho tanjon’ny zanany rehetra koa, satria tsy hisy hanandrana ny fanasana eo raha tsy “au complet”, tonga eo avy…

Read More Read More

Talata faha-34 mandavan-taona

Talata faha-34 mandavan-taona

Njara Pascal

Ny Jody dia niandry an’Andriamanitra hamaly faty ny mpanao ratsy ny vahoakany ary nanantena fiaraha-monina anjakan’ny rariny sy ny hitsiny. Saingy halatra sy risoriso no be dia be. Hatrany am-piandohan’ny Fiangonana, i Md Paoly, raha nanoratra ho an’ny Kristianina tany…

Read More Read More

Alatsinainy faha-34 mandavan-taona

Alatsinainy faha-34 mandavan-taona

Njara Pascal

Avy nankalaza ny fetin’i Kristy Mpanjaka isika, mankalaza ny fandreseny ny fahavalo farany, dia ny fahafatesana. Tsy misy fomba hahafahana mandresy ny ratsy afa-tsy ny fanekena ho faty miaraka Aminy, toy izay hamaly faty, hamaly ratsy ny ratsy. Izay mety…

Read More Read More

Posts navigation

NEWER POSTS
OLDER POST

TRISAGION

Dera, Voninahitra ary Fankasitrahana ho an’ny Trinite Masina

Andriamanitra ô, avia ampio aho

Eny ry Tompo ô, faingàna hamonjy ahy

Voninahitra anie ho an’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina

Tahaka ny taloha sy ny ankehitriny ary mandrakizay. Amen.

.

Andriamanitra Masina, Andriamanitra Mahery, Andriamanitra velona mandrakizay

Mamindrà fo aminay.

Rainay any an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao, ho tonga anie ny fanjakanao, ho tanteraka anie ny sitra-ponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio ny haninay isan’andro; avelao ny fahotanay tahaka ny amelanay izay nanao ratsy taminay; aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy.

AMEN

Ho Anao ny dera, ho Anao ny voninahitra, ho Anao ny fankasitrahana mandritra ny taona mandrakizay, ry Trinite Masina.

Masina, masina, masina ny Tompo Andriamanitry ny hery rehetra, feno ny voninahitrao ny tany aman-danitra.

Ankalazaina anie ny Trinite Masina

Andriamanitra Tokana Olona telo

Mpahary sy Mpitantana ny zavatra rehetra

Ankalazaina aanie Izy ankehitriny sy mandrakizay

Voninahitra anie ho Anao ry Trinite Masina

Satria Ianao no namonjy sy nanavotra anay

AOKA ISIKA HIVAVAKA

Ry Andriamanitra Ray ô, nirahinao ho eo amin’izao tontolo izao ny teny Mpitory ny fahamarinana sy ny Fanahy loharanon’ny fahamasinana, hanambarànao amin’ny olombelona ny tena fiainanao Andriamanitra,koa ampio izahay hijoro ho vavolombelon’ny finoana marina ka hankatoa ny Voninahitry ny Olona Telo samy mandrakizay ary hitsaoka ny herinao Andriamanitra tokana Avo indrindra. Amin’ny alalan’i Kristy Tomponay. Amen.

Mino Anao izahay, manantena Anao izahay, tia Anao sy mitsaoka Anao izahay, ry Trinite Masina.

Arahaba ry Zanakavavin’ny Ray, arahaba ry Renin’Andriamanitra Zanaka, arahaba ry Vadin’ny Fanahy Masina, Tempoly lavorarin’ny Trinite Masina.

Articles récents

  • 14 mey- Md Matiasy – Apôstôly
  • Alarobia IV Paka
  • Talata IV Paka
  • Alatsinainy IV Paka
  • Sabotsy III ny Paka

Commentaires récents

    Méta

    • Connexion
    • Flux des publications
    • Flux des commentaires
    • Site de WordPress-FR

    Étiquettes

    25 mars 28 janvier agnès Alahady annonciation Aperuit illis Batemy Bon Remède coronavirus Eokaristia ezekiela famindram-po Fianakaviana Fiaviana herinandro masina Immaculée innocents jeremia Jesoa Joany Joany 6 karemy Kristy Mpanjaka lavenona lazara Lioka Mahantra Marka Martiry Masina Maria matio Md Josefa Noely paka Papa François Rainay sampankazo senza messa Taona A Taona B Taona D tempoly tomany Toriteny tsodrano

    hiverina

    • Home
    • Circulaire
    • Madagascar
    • Italia
    • France – Canada
    • Spagna
    mai 2025
    D L M M J V S
     123
    45678910
    11121314151617
    18192021222324
    25262728293031
    « Avr    

    Archives

    Articles récents

    • 14 mey- Md Matiasy – Apôstôly 13 mai 2025
    © 2025   - Trinitera Malagasy. All Rights Reserved.