Batemin’ny Tompo – TAONA D
I Jesoa natao batemy, tandindon’ny Batemintsika Eo am-pamaranana ny fankalazana ny Noely, ka hanombohana indray ny herinandro mandavan-taona, dia mampahatsiahy ny hasin’ny batemy noraisintsika mba hiombonantsika aina amin’i Kristy ny Eglizy. Sady manamafy ny fankalazana ny Epifania moa izany no…