Alakamisy niakaran’i Jesoa any an-danitra
Omany ny hiverenan’i Kristy N.B. Ny vakiteny faharoa manokana taona D dia (Hebrio 9,24-28; 10,19-23),saingy tsy ao amin’ny Alahady sy Andro fety Hoy ny fampianaran’ny Katesizin’ny Fiangonana Katolika: “Ary Izaho rahefa tafasandratra hiala amin’ny tany, dia hitarika ny olombelona rehetra…