Alahady 01 novambra
FANKALAZANA MANETRIKETRIKA NY OLONTSAMBATRA REHETRA Ny fety anio sy ny fahatsiarovana ireo nodimandry rahampitso dia tsy afa-misaraka. Izay no ventesintsika amin’ny Fiekem-pinoana isak’alahady. Ambaran’ny Katesizin’ny Eglizy (KFK 960-962) fa Fiombonan’ny olomasina ny Fiangonana satria atambatry ny Eokaristia ho Vatana iray…