23 ôktôbra :
FANKALAZANA AN’I KRISTY MPANAVOTRA Mankalaza an’i Kristy Mpanavotra ny Fianakaviam-be Trinitera ny 23 ôktôbra, Izy ilay zanaky ny Ray, nisonenika tamin’ny fiandrianana maha-Andriamanitra Azy no nilatsa-tena ho mpanompo, satria tsy afaka ny ho sambatra raha tsy mizara ny fahasambarana iombonany…