ALAHADY FAHA-27 TAONA A MANDAVAN-TAONA
Tsy voatokana ho an’ny olomboatsongo ny Fanjakan’ny lanitra !Tanim-boalobok’Andriamanitra isika “Avy amin’Andriamanitra sa avy amin’ny olona ny fahefan’i Jesoa?” hoy ny fanontanian’ny Jody. “Avy amin’Andriamanitra sa avy amin’ny olona ny Batemin’i Joany?” hoy ny navalin’i Jesoa (Mt 21,23-27). Ary satria ny…