ALAHADY FAHA-26 TAONA A MANDAVAN-TAONA
Ny toky fitaka fa ny atao no hita Manaiky hiaritra ny hafanana sy ny harerahana isika rehefa mazàva ao an-tsaina ilay denie iray ho valin-kasasarana. Mpiasa ao an-tanim-boaloboka izany, saingy ambony lavitra noho izany ny Fiantsoana iantsoana antsika : ho Zanaka…