Alahady faha-25 Taona A Mandavantaona
Ny Fihevitr’Andriamanitra tsy fihevitsikaizany hoeny fihevitsika no manalavitra ny fihevitr’Andriamanitra Nahoana no hijaly? « Mifalia arakaraka ny iombonanareo fijaliana amin’i Kristy, mba hanananareo anjara amin’ny fifaliana sy firavoravoana koa amin’ny andro hisehoan’ny voninahiny« , hoy i Md Piera (I Pi 4, 13). « Ny…