Alahady faha-18 mandavan-taona Taona A
Raiamandreny Andriamanitra fa mamelona ara-nofo sy ara-panahy. Andriamanitra Rainay ô, Mpamelona anay Ianao sy Mpamonjy anay, ary nasehon’i Kristy Zanakao izany fitsimbinanao anay amim-pitiavana izany tamin’izy nitsodrano ny mofo nampitomboinao ka nozaraina mba hisakafoan’ny vahoaka tany an’efitra. Koa izahay mpanara-dia…