ALAHADY FAHA-22 MANDAVAN-TAONA TAONA A
Ny Fahasambarana no tambin’ny fijaliana.Tsy azo ihodivirana ny fijaliana mba hizorana ho any amin’ny hafenoan’ny hasambarana. Tamin’ny alahady faha-13A dia efa nifampizarantsika ny fampianaran’i Jesoa ho an’izay te ho mpianany : « Izay tsy mitondra ny hazofijaliany ka tsy manaraka Ahy,…