ALAHADY FAHA 17 MANDAVAN-TAONA – Taona A
Mety ny mahafoy izay tsara hahazoana ny tsara kokoa. « Avelao hiara-haniry izy roroa ambaram-piavin’ny fijinjana » (Alahady faha 16 A : Mt 13,24-43) satria « ny voany no hahalalana ny hazo » (Mt 12,33). Izany fampianaran’i Kristy izany dia manampy antsika hahazo ny tsiambaratelon’ny…