Alakamisy V Paka
Ny lahatenin’i Md Piera, eo anatrehan’ny fifandirana ny amin’izay tokony hataon’ny Jentily manoloana ny lalànan’i Môizy, dia hahafahantsika mahafantatra ka hibanjinana ny endrik’ilay Andriamanitra notorìn’ny Apôstôly : tsy misy hafa eo anatrehany na Jody na Jentily, samy omeny ny Fanahiny, tsy…