ALAHADY FAHA II fankalazana ny Paka (in albis), Alahadin’ny famindram-pon’Andriamanitra.
Manohy ny fiainana sy ny fivoasana momba ny sakramenta ny Eglizy mandritra ny vanimpotoana fankalazana ny Paka, antsoina koa hoe: temps mystagogique (vanimpotoana fivoasana ny mistery ka hanazaran-tena mba haninteraka ny fiainana ny hasin’ny Sakramentan’ny Paka ankalazana). Ny alahady manaraka…