SABOTSY ANATIN’NY HAVALOANA FANKALAZANA NY PAKA
Eo anatrehan’ny fandrahonana sy ny fanjakazakana nataon’ireo manam-pahefana mahefa, momba ny raharahan’Andriamanitra, araka ny henontsika omaly momba an-dry Ana Mpisorona mianakavy, dia mazava ny valintenin’ny Apôstôly: izay marina eo imason’Andriamanitra no atao. Tsy fihainoana toriteny tsara rindra na fandalinana ny…