Alahady fahatelo Karemy Taona A
I Kristy no loharano velona azo itokosana Fakam-panahy ny fiainantsika manontolo, fizorana amin’ny fahaizana mampiasa ny zavatry ny tany, mba hahazoana sakaiza hotiavina ka hidirana amin’ny fiainana mandrakizay. Raha ampahatsiahivina ireo sarisary ampiasan’ny Evanjely momba ireo fakampanahy telo hita tamin’ny…