ALAHADY VOALOHANY KAREMY – Taona A
Andriamanitra tsy tia ratsy fa ny olombelona no be siasia KAREMY, avy amin’ny teny frantsay hoe carême, izay avy amin’ny teny latinina hoe XL (quadragesima), midika hoe faha-efapolo (40): isa enti-milaza zavatra iray manam-petra, ary mazàna hoenti-milaza ny fotoana fiomanana….