ALAHADY FAHA 6 MANDAVAN-TAONA – Taona A
Tano ao am-po ny didin-janahary, fa fototry ny soa. Ianareo no fanasina sy fahazavana. Ny sira tsy manova izay ao am-bilany fa mampiseho ny tsiron’ny nahandro; ny hazavana tsy manova ny zava-misy fa hahafahana kosa mibanjina ny hatsaràny. Dia tahaka…