ALAHADY FAHA 5 MANDAVAN-TAONA – Taona A
Ny soa atao levenam-bola (ho an’ny hafa), satria hisantarantsika sahady ny hasambaran’ny lanitra. Ho an’izay te ho mpianatr’i Kristy dia antsoiny hanaraka ny lalana lavorary mitondra amin’ny Fahasambarana. Izay moa no lohahevitry ny Evanjely tamin’ny alahady heriny. Ireo sambatra sy…