ALAHADY FAHA II KAREMY – Taona A
Voaantso ho amin’ny fanantenana isika Eo am-piomanana amin’ny Paka dia aroson’ny Litorjia hodinihintsika amin’ity alahady II ity ny Fiovan’ny Tompo Tarehy (Mt 17,1-9) izay santatr’ilay voninahitry ny Paka, amin’ny Fitsanganany ho velona avy ao anivon’ny maty (Prefasy). Raha dinihintsika tsara…